11/03/2026
TOURNOI OPEN MAFY BE โฝ๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lemanoto Mascotte AB Ofisialy, Antananarivo.
11/03/2026
TOURNOI OPEN MAFY BE โฝ๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ
09/03/2026
09/03/2026
Mbala Tsara JIABYEE!!๐ฅ
โ
Tournoi ''OPENMAFY BE'' 4e รฉdition .
๐29 Mars 2026
๐๏ธ Analakely Stadium
๐ฅ1.000.000+Mรฉdaille
๐ฅ300.000 + Mรฉdaille
08/03/2026
ALEFA BAREA ๐ฒ๐ฌโฝ๐๏ธ
06/03/2026
๐ฏVokatry ny hetsika nokarakarain'ny Federasiona hanampiana ireo tra-boina tany Toamsina taorian'ny rivo-doza, indrindra ireo mpisehatra eo anivon'ny baolina kitra, dia tonga nanatitra entana ilaina @ andavanandro teny amin'ny BNGRC ireo mpikambana eto anivon'ny FMF izay tarihin' A/toa ๐๐ฅ๐๐ซ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ miaraka @ solontenan'ireo ligy, omaly 5 marsa.
--------------------------------------------------------------------------
๐ฏSuite ร lโinitiative organisรฉe par la Fรฉdรฉration pour venir en aide aux sinistrรฉs de Toamasina aprรจs le passage du cyclone, les membres de la FMF, conduits par le Prรฉsident ๐๐ฅ๐๐ซ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ et accompagnรฉs des reprรฉsentants des ligues, ont apportรฉ, hier 5 mars, des dons de biens de premiรจre nรฉcessitรฉ auprรจs du BNGRC.
02/03/2026
Ireo vonona hiara hiasa aminah aminilay Tournoi Lemanoto's Birthday veteran ny 14 Mars hoavy izao ,eny AIR Futsal Analamahitsy.
27/02/2026
๐ ๐๐ง๐๐๐ฆ ๐๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฬ ๐ง๐ข๐๐ ๐๐ฆ๐๐ก๐
๐ขHo fanohanana ireo mpiantsehatra rehetra eo @ tontolon'ny baolina kitra ao @ faritr'i Toamasina, dia manomana ireto lalao ireto ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra ny ๐๐ก๐๐๐๐๐ฎ 01 ๐ข๐๐ง๐จ 2026 izao ao @ ๐ ๐๐๐ฃ๐๐ ๐๐ก๐๐๐๐ค ๐๐ก๐ช๐จ :
โฝ๐๐น๐ด๐ฒ๐ฐ๐ผ ๐ฃ๐น๐๐ ๐ ๐ฆ๐ฒฬ๐น๐ฒฬ๐ฐ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐๐ผ๐ป๐ณ๐ฒฬ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ก๐ผ๐ฟ๐ฑ (๐ฃ๐๐)
โฝ๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ๐ฒฬ๐น๐ฒฬ๐ฐ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐๐ผ๐ป๐ณ๐ฒฬ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ฆ๐๐ฑ (๐ฃ๐๐)
โก๏ธHanomboka @ ๐ญ ๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ny lalao voalohany ka ny mpanazatra nasionaly Corentin Martins no hitsoka ny kiririoka ho mariky ny fanokafana izany lalao izany.
Marihina fa fotoana ihany koa io hijereny sy hanarahany maso ireo mpilalao eto an-toerana.
โ
๐ฉ๐ถ๐ฑ๐ถ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ : ๐ฎ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐
๐ฏNy vola rehetra voahangona mandritry io andro io moa dia entina hanampiana ireo mpiantsehatra rehetra eo anivon'ny kitra ao @ faritr'i Toamasina, izay vao niharam-boina, araky ny efa voalaza etsy ambony.
TONGAVA MARO HANOHANA IREO MPILALAO SY HITONDRA NY ANJARA BIRIKINAO!!
---------------------------------------------------
๐ ๐๐ง๐๐๐ฆ ๐๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฬ ๐ง๐ข๐๐ ๐๐ฆ๐๐ก๐
๐ขAfin d'apporter son soutien ร tous les acteurs du football dans la rรฉgion de Toamasina, la Fรฉdรฉration Malagasy de Football organise les rencontres suivantes le ๐ฑ๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฌ๐ญ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ ๐ฎ๐ ๐๐๐ฎ๐ฑ๐ฒ ๐๐น๐ด๐ฒ๐ฐ๐ผ ๐ฃ๐น๐๐ :
โฝ๐๐น๐ด๐ฒ๐ฐ๐ผ ๐ฃ๐น๐๐ ๐ ๐ฆ๐ฒฬ๐น๐ฒฬ๐ฐ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐๐ผ๐ป๐ณ๐ฒฬ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ก๐ผ๐ฟ๐ฑ (๐ฃ๐๐)
โฝ๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ๐ฒฬ๐น๐ฒฬ๐ฐ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐๐ผ๐ป๐ณ๐ฒฬ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ฆ๐๐ฑ (๐ฃ๐๐)
โก๏ธ๐๐ฒ ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐บ๐ถ๐ฒ๐ฟ ๐บ๐ฎ๐๐ฐ๐ต ๐ฑ๐ฒฬ๐ฏ๐๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐ฎฬ ๐ญ๐ฏ๐ต๐ฌ๐ฌ, avec un coup dโenvoi donnรฉ par le Sรฉlectionneur national Corentin Martins.
Il sโagira รฉgalement dโune occasion pour lui dโobserver et de suivre les joueurs locaux.
โ
๐ฃ๐ฟ๐ถ๐
๐ฑ'๐ฒ๐ป๐๐ฟ๐ฒฬ๐ฒ ๐๐ป๐ถ๐พ๐๐ฒ : ๐ฎ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐
๐ฏLโintรฉgralitรฉ des recettes collectรฉes au cours de cette journรฉe sera destinรฉe ร soutenir les acteurs du
21/02/2026
โฝโผ๏ธ๐ก๐๐๐๐ก๐ข๐ก๐ ๐๐ข #๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐ญ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐
Nanao sonia indray aminโny maha mpanazatra ny Barea azy i androany. Nambarany fa hanohy ny ezaka rehetra ho fanatsarana ny kalitaonโny lalaonโny ekipa nasionaly izy. Mbola misokatra hatrany aminโny fitadiavana vaovao ihany koa anefa ny mpanazatra. Maharitra herintaona, azo havaozina, ny fifanarahana natao taminy araka ny fanazavana. ihany koa ankilany ny karaman'ny mpanazatra
๐ Ny fahitana ireo efa nataonโny mpanazatra no antony namerenana azy indray, hoy ny filohanโny Federasiona Malagasinโny Baolina Kitra sy ny Minisiteranโny Fanatanjahantena.
19/02/2026
TOURNOI LEMANOTO'S Birthday Veteran
๐๏ธAIR Futsal Ambodimanga Analamahitsy.
โ
14 Mars 2026
โ๏ธ0341823838
MIJAH dia Manentana antsika mpilalao Baolina ee......... Merci Mon frere
Anniversaire Requin Mangotraka
Animรฉ par Ronaldo Jojoline.Mijah RakotondrinaMIJAH GASY officiel
19/02/2026
โ
RESAKA Stade BAREA MAHAMASINA
Amiko tsy hitako ny Olana @ ilay Anarana BAREA ....
Misy Kianja Maro eto ......
๐ANKOAY Ankorondrano
๐Kianja MAKI
๐ Maitre KIRA sns...
๐Any Any Afrika mitondra anarana ...
Barea tompoko dia anisany nitondra fanovana lehibe Tรฉo @ tantarampiainana Vahoaka...
Nampiray nanomboka CAN2019 , CHAN indroa ....
๐ฒ๐ฌโฝ Raha mamafa ny Anarany BAREA ianareo dia Mitovy ny Mamafa ny Zavabitany BAREA Tรฉo @ Tantara Malagasy.
Raha ilay Anarana dia jereo ny Sary fa Tsy niala ilay Mahamasina...
MBA diniho ihany n'y zavatra atao fa tsy hoentina fankahalana.....MBA olona Mpakafy Sport ihany nareo... De hovainareo koa zani Ny Kianja KANTO...
Manaova fotodrafitrasa vaovao sy izay zavatra Manahirana vahoaka fa aza n'y eo no Ravana ...
Mampiteny Ny Moana
Misaotra Tompoko
10/02/2026
๐จReo MBA mis numero afaka antsoina azfdy .Tamatave .
police , Gendarme, Pompiers,Jirama