15/05/2026
⚽️ 🔵🟡 𝐅𝐂𝐂𝐀 𝐅𝐎𝐎𝐓𝐁𝐀𝐋𝐋 𝐂𝐋𝐔𝐁 🔵🟡
📢 Fampahafantarana ho an’ny membre rehetra ato amin’ny FCCA :
📅 Hisy ny 𝐄𝐕𝐀𝐋𝐔𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 ho an’ny catégorie rehetra :
✅ U9
✅ U11
✅ U13
✅ U15
✅ U17
🗓️ Sabotsy 30 Mai 2026
⏰ Amin’ny 2 ora ka hatramin’ny 4 ora tolakandro
📍 Terrain Synthétique Ambohinambo
🔎 Hotsaraina mandritra izany :
⚽ Technique sy ireo lesona nianaran’ny ankizy
⚽ Performance ankapobeny
⚽ Fitondran-tena sy discipline isaky ny ankizy
‼️ Obligatoire ho an’ny ankizy rehetra ny fanatrehana izany.
👨👩👧👦 Amin’io fotoana io ihany koa dia hisy fivoriana iarahan’ny raiamandreny sy ny staff FCCA.
➡️ Manentana antsika raiamandreny rehetra ho tonga maro, satria misy vaovao sy fandaminana manan-danja hozaraina.
💰 Fandraisana anjara :
➡️ 4 000 Ar isaky ny ankizy
(Izany dia ho fandraisana anjara amin’ny toerana)
🙏 Mankasitraka antsika rehetra tompoko.
⚽️ 𝐅𝐂𝐂𝐀 – “Mampivelatra ny talentan’ny ankizy”
28/04/2026
🌟 FIERTE FCCA – VOKATRA MISY MARINA 🌟
FY-SALOHY iray amin'ny ireo nianatra teto amin’ny FCCA (catégorie U15 – EFCA depuis 2021) no nahavita dingana lehibe 💪⚽
👉 Voafantina handray anjara tamin’ny lalao iraisam-pirenena izy ✈️
👉 Androany no fantatra fa higadona eto an'tanindrazana ny fiaramanidina mitondra azy 🛬✨
Izany no porofo fa rehefa miasa mafy, manohana ary manofana tsara dia misokatra ny varavarana ho an’ny fahombiazana 🔥
🎯 Ao amin’ny FCCA dia tsy mampianatra baolina kitra fotsiny izahay, fa manangana hoavy sy manokatra lalana ho an’ny ankizy
📣 Te hahita vokatra toy izao ho an’ny zanakao koa ve ianao?
👉 Midira ao amin’ny FCCA izao dieny izao!
⚽ FCCA – manova nofinofy ho zava-misy
25/04/2026
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fina Tchouaméni, Ma Nu, Louis Borel, Kätota Pogba, Dou Da
26/03/2026
📢📢 Misy match amical miaraka amin'ny EFC Ankona isika amin'ny
🗓️
🕗🕛 Manomboka amin'ny 8ora maraina ka hatramin'ny 12ora atoandro
🥅 Eny Bypass, Madagascar Espace terrain synthétique
⚽ Mandray anjara daholo ny catégorie rehetra
🚌🚌 Frais allée-retour sy ny participation ny ankizy tsirairay dia
10000 Ar
🥖🥤 Samy mitondra ny ranony sy ny tsindri-tsakafony avy
✅ NB: Entina ny maillot d'entraînement
mena 🔴 sy maintso 🟢 ary ny faux bas
‼️ OBLIGATOIRE hoan'ny ankizy rehetra
✅ Mankasitraka indrindra tompoko
31/12/2025
⚽✨ 𝐁𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐚𝐧𝐧𝐞́𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟔
L’École de Foot EFCA vous souhaite une année 2026 remplie de santé, de réussite et de succès sportifs.
Que cette nouvelle année soit synonyme de travail, de discipline et de victoires, sur et en dehors du terrain.
💪⚽ Ensemble, visons l’excellence !
19/12/2025
𝗙𝗲́𝗹𝗶𝗰𝗶𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗕𝗔𝗥𝗘𝗔 𝗨𝟭𝟱 🇲🇬⚽💪🔥𝗖𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗙𝗲𝘀𝘁𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗱𝗲 𝗟'𝗼𝗰𝗲́𝗮𝗻 𝗜𝗻𝗱𝗶𝗲𝗻 𝟮𝟬𝟮𝟱💖⚽💪
𝗩𝗶𝗰𝘁𝗼𝗶𝗿𝗲 𝟯 𝗺𝗮𝘁𝗰𝗵 𝗡𝘂𝗹 𝘁@ 𝗠𝗮𝘂𝗿𝗶𝗰𝗲.
"Ireny no vita sy nazahoana vokatra. Tsy tanjona ireny fa dingana" hoy Coach Christian.
❎ Coach Christian Kely hoy ireo namany mpiara milalao t@.
Efa tao @ Domoina Soavina A.(DSA) izy ary efa tao @ ekimpampirenena SCORPION ihany koa ny tenany.Tsy nijanona teo anefa izany fa mbola nanoy ny carrière any tany rahavavy Seychelles.
Ary dia efa nanangana 𝑬́𝒄𝒐𝒍𝒆 𝒅𝒆 𝑭𝒐𝒐𝒕𝒃𝒂𝒍𝒍 𝑬𝑭𝑪𝑨 𝑨𝒏𝒕𝒆𝒉𝒊𝒓𝒐𝒌𝒂
Responsable Staff Technique ao AJFC Antehiroka ihany koa ,ary nahazo ny titre t@ Doritos 2023.
STAFF tao @ TDS Antsirabe ihany koa ny lehilahy.
Coach Barea U15 Ankehitriny
Izany rehetra zany no efa nolalovany Kinta.
❎ Coach Navalona
Meilleur Coach Proleague t@ 2021 t@ Five FC Sélectionner jeunes Analamanga tale technique Academy Five koa izy, ary farany efa nitondra ny Jet Kintana sy Dato FC.
Ireo rehetra ireo no mitambatra no nahazahoana izao vokatra izao.
Mirary soa bé ho anareo Coach sy ny STAFF rehetra nahatontosa ny iraka nampanaovina anareo tany.🔥💪⚽🙏🇲🇬
Christian Rakotoarimanana
02/05/2025
⚽ Transport pour les catégories U9, U11 & U13 – Match à Soamanandray
Chers parents, chers joueurs,
Demain, samedi 3 mai 2025, nos jeunes talents des catégories U9, U11 et U13 disputeront un match à Soamanandray. Pour faciliter les déplacements, un minibus sera mis à disposition selon les modalités suivantes :
Rendez-vous : enceinte de Talatamaty à 7 h 00
Départ : 7 h 30 précises
Tarif aller-retour : 2 500 Ar par personne
NB : merci à chaque enfant d’avoir 1 000 Ar sur lui
Nous comptons sur votre ponctualité pour un départ serein et un retour dans de bonnes conditions.
Merci à tous pour votre coopération !
— L’équipe d’organisation