As Ravitoto 974

As Ravitoto 974

Partager

Foot Gasy Run miray hina �

06/04/2026

Mirary soa an'i Ando Manoelantsoa @ izao tsingeritaona nahaterahany zao 🎉🎉🎉

03/01/2026

⚽ Match de défi à Barikadimy

Disciple FC et les Expatriés se sont neutralisés hier (0-0) dans une rencontre intense et festive organisée par Patricio et son équipe.
👉 Supériorité physique du club Pureplay Football
👉 Nina décisif dans les buts
👉 Expulsion de Baggio à la 63e minute
👉 Pluie et passion ont rythmé le match

Un grand événement pour les fans de Kitra Malagasy de la région d’Antsinana, avec diffusion en direct et coup d’envoi symbolique par Thamon et Patricio.

L'article complet sur www.foot-gasy.mg

01/01/2026

Izahay As Ravitoto 974 dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026 🥰

Izay ilay AS Ravitoto 974?
Ny valiny dia izahay mpilalao Malagasy izay mila ravinahitra aty La Reunion 🇷🇪

29/12/2025

Mankasitraka nizara tompoko 🙏
Fenosoa Razafimamonjy

📌Match de défi

Raha ny "contenu" an'ilay lalao dia antonony ary tsy lavitra ny zavatra nandrasana,efa zava-dehibe hoe nihezaka nanao lalao "serieux" araka ny noresahintsika teto ny Ravitoto,nahay nilalao nifanaraka atmin'ny havizanana sy ny "forme" fialan-tsasatra hita ny lenta taktika ambony teo amin'izy ireo.Fantany fa matanjaka ny DFC anaty fifaninana aary mbola vao manomboka ny taom-pilalaovana ry zareo kosa efa vizaka ny taom-pilalaovana lava be ary nanomboka filan-tsasatra dia navelany ho an'ny DFC ny baolina nipetraka nanao bloc médiane ry zalahy,mi recuperer dia mi circuler baolina ary manao transition malaky...mahafinaritra e!Serieux tsara ry Rado taoriana nampiseho fa mpilalao iraisam-pirenena izy ,tahaka izay ihany koa i Nina sy ny hafa...

Tetsy ankilany DFC efa hita hoe ekipa vonona hanao zavatra amin'ity taom-pilalaovana ity ...tena tain'i Mamisoa ary feheziny ilay 4 3 3,ny mpilalao eo am-pelatanany ihany koa ahafahany milalao io tsara mihitsy...tsy maika nanafika ary nanaraka consigne ny mpilalao,fanafihana mivoaka amin'ny sisiny dia miandry deesuilibre vao miditra anaty zone de finition...(Tsy resahiko lava be sao bedin'ny DFC ,ny championnat mbola lava,misy hitsipona infos eo hihiihi) sinon,tsara ee!Ilaina koa ilay manome temps de jeu ny mpilalao sasany oa andry Balvano sy ry Faniry...
Fotoana iray ho ahy nahitako ny maha mplilalao lehibe an'i Dahery ihany koa omaly an!!Ny engangement,vision,ny role lalaoviny amin'ilay projet de jeu an'ny ekipany vitany tsara ...

⚠️Teboka farany ny Organisation

Efa narabaiko mialoha ny mpikarakara sy ny ekipany omaly,lafatra e!!Vao maika nampisy tsiro lehibe ilay fampitana mivantana niaraka tamin'ny ekipa teknika tena tsara ,misy fijery maro tonga tato an-tsaiko nahita ny fampitana mivantana sy ny fitantaran'i Tsanta, maro ny zavtra azo atao aan...bravo zalahy!
Fa nahavariana kely koa aloha ilay mpijery nitangorona teo amin'ny sisin'ny kianja nefa ny seza milay be eny amin'ny gradin tsy feno e! hihihiii ambiance tsara keli!😄

Photos from As Ravitoto 974 's post 29/12/2025

Respect zoky be Patricio officiel 🔥🙏
Tsy mora ny mikarakara hetsika toy ny nisy tany Tamatave tao @ Stadium Barikadimy toy nataon'i Zoky Patricio 🙏
Mankasitraka anao nanasa maromaro anisa taminay As Ravitoto 🙏
Izahay ato @ AS Ravitoto dia mirary soa anao zoky be 🙏

Photos from As Ravitoto 974 's post 28/12/2025

Nahafinaritra ny lalao tao Stadium barikadimy anio 🙏
Anisan'ny nandray anjara maro anisa t@ izany lalao izany ny As Ravitoto 🇲🇬
Nijanona t@ isa 0 sy 0 ny lalao nihaonana t@ FC Disciples
📷 Disciples FC

Photos from As Ravitoto 974 's post 28/12/2025

Efa vonona ny Ravitoto hiatrika match anio ao @ Stadium Barikadimy 🔥
15h ny match 😁 Tongava maro ⚽️

27/12/2025

🔥Nina🔥
Gardien de but ny As Ravitoto 🔥
Nina Rakotoasimbola 16

Photos from As Ravitoto 974 's post 27/12/2025

Efa tonga somatsara eto Tamatave ny AS Ravitoto 🔥
Rahampitso ny fotoana ao @ stadium Barikadimy 😉

Vous voulez que votre entreprise soit Gym la plus cotée à Réunion ?

Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Emplacement

Site Web

Adresse

La Reunion
Reunion
97430