🔥⌛⏳🔥
Entinay miaraka amin' i Messi ao mahamasina mihintsy io CDM io amin' ity taona ity🇦🇷efa vokatra izao ny papay dia manasa an' lisany fan's CR7 mba hanjifa mialoha😂
Apolakeka
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Apolakeka, .
Asio j' aime ity page ity...
30/10/2022
Fa maninona raha mba jerena akaiky ity bandy ity...ilay Ter Stegen ohatrany tsy izy mihintsy 😔
Na Fc alakamisy aza tsy maninona💪💪izahay dia mpankafia fc Barcelone ary tohananay foana ny anay🔥🔥🔥
19/10/2022
Fotoana kely angamba sisa dia mety ho tapitra ny azy sy ny barça👏👏
19/10/2022
"Quittez la stupidité, et vous vivrez, et marchez dans le voie de l' intelligence"🙏🙏
07/08/2022
🚨✍🏼 [OFISIALY] ‼️
Nandao an' i Fc Barcelone i Neto 🇧🇷 ka nihazo an' i Bournemouth !
06/08/2022
Maro ny tolotra voarain' ny Fc Barcelone avy any amin' ny club hafa fa tsy manaky ny handeha ny lehilahy raha tsy hoe alefa maimaim-poana
#
05/08/2022
Efa manomboka mifanakaiky ny Fc Barcelone sy ny Chelsea mahakasika ny fifindran' i Marcos Alonso🇪🇦