Maro amintsika no manontany hoe aiza no toerana misy an'i Mr Naly mpitsabo fery, eo anosizato eo amin'ny Station Shell no mitsofoka amina pave Miakatra , dia miroso hatrany mianavaratra dia mahita stade Balary Stadium , dia mandroso ihany dia mahita bassin , dia Mandeha eo amin'ny 50 Metre eo dia mahita trano kambana Maitso misy Sarina vorona eo ambony na miantso ny laharana 034 69 018 87 na 033 11 670 87
Mr NALY mpitsabo Fery
๐๐๐๐งร ๐ง๐ ๐๐ข๐ง๐จ๐๐ง๐ ๐๐ง'๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ฆ๐๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ป
"NY DIAN-KAPOKA TAMINY NO NAHASITRANA AHY"
Mr NALY mpitsabo fery
๐034 69 018 67 - 033 11 670 87
MR NALY MPITSABO FERY
Ho anareo izay manana fery tsy mety sitrana manantona ety anosizato andrefana , fa vonona hikarakara sy hanasitrana anao Mr Naly
๐ฅ ๐๐๐ง๐ฆ๐๐๐ข๐๐ก๐ ๐๐๐ฅ๐ฌ ๐ ๐๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐๐ข๐๐ข๐ง๐๐ฅ๐ ๐ก๐๐๐ฌ
Manana olana amin'ny fery ve ianao na ny havanao? Na inona na inona karazan'izany, misy vahaolana izao:.
Fery sarotra sitranina (ohatra: fery vokatry ny diabeta na ulcรฉre).
Vay na fery vao (ratra vao vokatry ny loza na fandidiana).
Fery maina na fery mando (ireo tsy mety ho sitrana an-taonany maro).
Manana traikefa amin'ny fikarakarana ratra sy fery.
Fitaovana sy Fanafody: Mampiasa fomba mahomby hanafainganana ny fanasitranana ny sela. Karakaraina hatramin'ny farany mandra-pahafaka ny fery.
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra o , Mirary fahasalamana ho antsika rehetra ๐
๐DESAMBRA - MIRARY FAHASALAMANA HATRANY HO ANTSIKA MALAGASY REHETRA ๐๐ป๐ฒ๐ฌ
๐ฉบ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฒ๐ฟ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ!
Eto izahay dia manampy anao aminโny fikarakarana fery โ na fery mitaiza, fery taorianโny fandidiana, na ratra tsotra.
๐ฏ Tanjonay: ny fanasitranana haingana sy ny fiarovana ny fahasalamanโny hoditrao.
Mr NALY mpitsabo Fery - Ny Fahasitrananao no Tanjonay ๐๐ฆ
๐Anosizato - Ambaniala
๐ฉบ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฒ๐ฟ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ!
Eto izahay dia manampy anao aminโny fikarakarana fery โ na fery mitaiza, fery taorianโny fandidiana, na ratra tsotra.
๐ฏ Tanjonay: ny fanasitranana haingana sy ny fiarovana ny fahasalamanโny hoditrao.
๐จโโ๏ธMr Naly mpitsabo fery - Anosizato Andrefana eo amin'ny Shell Anosizato no mitsofoka mianavaratra Trano maitso avo be
โ๏ธ033 11 670 87 - 034 69 018 67
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Telephone
Website
Address
Antananarivo