Tsy misy Nofy lehibe loatra izany rehefa manana heri-po sy finihavana…
Pardon salle de sport fa iverina aho fa miala sasatra kely vetivety 🤭
Stéphanie Fitness & lifestyle
Page consacrée au bien-être à travers le sport et la nutrition ✅
Miarahaba sy mankalaza ireo RENY rehetra manerana ny nosy. Misaotra amin ny fitiavanareo, fikirizanareo, fiafianareo hahavanona ny zanaka, fiaraha-monina, firenena... ♥️.
Le vrai combat est dans votre tête, entraînez votre esprit à être plus fort et votre corps suivra ✅
🔥total Lower body routine 🔥
-squat
-hip thrust
-kick back
- deadlift
Efa ela ela angamba za no tsy nizara motivation teto amin’ny pejy tsika e!? Aleo ary asina an’ity circuit brûle graisse ity aloha e : - corde ondulatoire - kettlebell swing - front squat avec kettlebell - mountain climber - developper militaire debout avec haltères - ABS - Russian twist . Bonne séance ary o ✅
06/04/2024
Ayez confiance en vous-même et en tout ce que vous êtes. Soyez conscient qu'il y a une force intérieure qui dépasse tout obstacle.
Quoique vous rêviez d'entreprendre, commencer.
«Travaille dur, vois grand, reste concentré et
N'abandonne jamais. »
27/03/2024
Aleo ny sary no iteny e !!!
Ny atsembohanao androany hafaliana ho anao any aoriana any , ny vatanao afaka miaritra zavatra maro fa ny sainao no mila baikonao ✅
22/03/2024
09 Avril 2015 ( 48 kg )
09 Août 2020 ( 55 kg )
22 Mars 2024 ( 73 kg ) ✅
Kamo kamo aho androany dia niverina nijery ny sariko taloha angalako motivation…
Dia hoy aho hoe oay! Tsy mampanenina, lasa aingana aho nitsangana …
19/03/2024
Ny fanalahidin’ny fahombiazana dia ny fahavononan-tena hanatanteraka tanjona tsara nohon’ny vita omaly.
Ka ahoana ? Vonona ny hanova zavatra sa Mbola atoritory eo ambony canapé ? Mihinana chips sy gâteau ?
Na dia kely fotsiny aza aloha ny androany dia efa niova raha hoarina amin’ny omaly .
Rahampitso indray manao tsara kokoa dia hoatr’izay hatrany hatrany, andramo anie e ✅
Prendre soin de toi ce n'est pas juste prendre un bain et aller te faire masser, faire des ongles et faire tes cheveux…
C'est aussi la discipline. Tenir tes propres engagements.
Aller t'entraîner lorsque tu n'en as pas envie. Bien te nourrir malgré les tentations.
C'est savoir differer une gratification immédiate pour une satisfaction à long terme.
Bonne semaine 😉
18/01/2024
Ce n’est pas parce que c'est difficile que c’est impossible, Tout est possible à qui rêve , ose, travaille et n'abandonne jamais. ✅
Haga clic aquí para reclamar su Entrada Patrocinada.
Localización
Categoría
Página web
Dirección
Barcelona
Horario de Apertura
| Lunes | 07:00 - 11:30 |
| Martes | 07:00 - 11:30 |
| Miércoles | 07:00 - 11:30 |
| Viernes | 07:00 - 11:30 |