29/08/2026
❓️❓️FANTATRAO VE?
💯Fa efa nandalo faritra maro manerana an'i Madagasikara ny boky Anjara Fahasoavana?
🏝Teto Sainte Marie koa anisan'izany!
✅️Raha te hahazo izany boky izany ianao na te hahalala ny ao anatiny na koa te hanao izany ho fitaovana hitoriana filaznatsara dia antsoy ny:
☎️034 31 762 12
17/08/2026
🙂Namindra données avy @ telephone mankany any @ laptop za dia hahita ireto sary sy video ireto.
🥰Voakasika ny foko ary nisaotra an'Andriamanitra manome mpiara-miasa manohana @ fitoriana sy fampidirina ny olona ao @ fanjakan'Andriamanitra manohy ny nataon'i Jesosy.
🙏Hanompo anao foana izahay Jesosy h@ fihavianao hitsena anay @ fiakarab'ny Fiangonana
🙏Misaotra mandrakariva @ fahafahana ho velona hanompo anao.
15/08/2026
🕰J-1 ANDRON'NY ANKOHONANA
📌FGMC ALASORA AGAPE
✅️Te hiara-hankasitraka an'Andriamanitra noho ny 7 volana lasa sy hiara-hivavaka ho an'ny 5 vokana lasa ve ianareo mianakavy?
💯Tongava eny @ DIPLOMAT CENTER ALASORA manomboka @ 10h ny fotoana.
‼️Mitondrà namana sy havana.
❤️Hisy ny sakafo sy fankalazana Anniversaire n ireo izay teraka t@ Jolay sy Aout 2026 aorian'ny fivoriambavaka maraina.
🎁Tsisy fandraisana anjara fa mila manao tsara tarehy sy bika fotsiny!
12/08/2026
👨👩👧👦ANDRON'NY ANKOHONANA - FGMC ALASORA
📅ALAHADY 16 AOGOSITRA 2026
❓️❓️Inona no miseho mandritra ny Andron'ny ANKOHONANA?
➡️Mitondra ny olona manodidina azy ireo tenan'i Kristy: Ray, Reny, Nenitoa, Dadatoa, Mpiray tampoa, Cousins, Cousines, Zafikely.....
➡️Miara midera sy manome voninahitra an'Andriamanitra
➡️Mandray fampianarana misimisy kokoa mikasika ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra izay notorian'i Jesosy
➡️Miara-mivavaka ho an'ny fahombiazana ho avy @ lafimpiainana rehetra (ara-pitiavana, ara-bola, ara-pandraharahana....)
➡️Miara-misakafo sy mifaly
🎊Fotoana iray hitomboan'ny ankohonana tsirairay FAHASOAVANA, FITIAVANA❤️, FITAHIANA....
11/08/2026
💯TENA MBA ANISAN'NY TENY TIAKO INDRINDRA ANATY BAIBOLY ITY AO @ 📖LIOKA 10:19 ITY.
‼️Hafatra ho an'izay rehetra nandray an'i Jesosy io ary tokony hanova tanteraka mihintsy ny fahitan'ny kristiana tsirairay ny position misy azy manolona an'i Satana sy ireo tsindry ataon'izao tontolo izao.
👉Niniako natao "capture d'ecran" mihintsy mba tsy hisy hanao hoe izaho no nanao fandikana diso.
‼️Anao sisa ny safidy.
✅️ANJARANAO NO MANAO ACTION
PS : Ny ahy aloha dia lay hoe "ecraser" no tiako indrindra ary hoe ny dictionnaire frantsay Larousse apetrako eo koa ny "capture d'ecran".
08/08/2026
🤔Mba hitako nataon'IA dia zaraiko aminao
📖Galates 6:6
"Que celui à qui l'on enseigne la parole fasse part de tous ses biens à celui qui l'enseigne. "
Signification du verset
Ce verset de l'apôtre Paul aborde la responsabilité financière et matérielle des croyants envers ceux qui leur enseignent l'Évangile.
👉Partage des biens : L'élève ou l'auditeur doit soutenir matériellement son enseignant ou pasteur.
👉Communion spirituelle : Ce don crée un lien d'entraide et de solidarité concrète entre les membres de la communauté chrétienne.
👉Principe de justice : Celui qui consacre son temps à nourrir les autres spirituellement est en droit de recevoir un soutien pour ses besoins terrestres.