Excelsior BUDO

Excelsior BUDO

Share

Association d'arts martiaux japonais "Judo et Jujitsu"

01/09/2023

Noho ny Fermeture des Jeux des îles dia tapaka avokoa ny lalana fivezivezena manodidina an'i Mahamasina rehetra ny andron'ny SABOTSY 02 SEPTEMBRE sy ALAHADY 03 SEPTEMBRE izao, dia nanapakevitra izahay mpitantana ny Club EXCELSIOR BUDO fa:
Hahemotra amin'ny SABOTSY 09 SEPTEMBRE amin'ny 10ora maraina indray ny Rentrée saison 2023-2024.
Mamerina ny fialan-tsiny tompoko

31/08/2023

Antsoina isika rehetra mpikambana ary izay rehetra maniry hampiditra ny zanany hanao judo ho tonga amin'ny Sabotsy 02 Septembre amin'ny 10h ao amin'ny Dojo La Salle Ste Famille Mahamasina. Amin'io andro io no Rentrée officielle saison 2023-2024.
Misaotra tompoko.

Photos from Excelsior BUDO's post 25/06/2023

Fizarana Arendrina ho an’ ireo ankizy teny Ambohimanga. Ny Club Excelsior budo dia misokatra amin’ny tontolom-pitaizana rehetra, mba ho olom-banona isika .

12/06/2023
Photos from Excelsior BUDO's post 22/05/2023

Passage de grade 2023, la voie vers l'excellence

Photos from Excelsior BUDO's post 02/05/2023

Randonnée 2023

Photos from Excelsior BUDO's post 17/04/2023

Nos deux maitres en action

Photos from Excelsior BUDO's post 17/04/2023

Championnat de Madagascar 2023, merci a tous

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Jakarta?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Jalan Casablanca Group Blok M
Jakarta
115120