25/05/2023
Ho vahinin'i GASCAR Fenosoa anio Alakamisy 25 May 2023 @ 9 Ora alina ao @ Fandaharana ༺L’INVITE DU JOUR༻: Grand Maître Avoko RAKOTOARIJAONA - Mpanorina ny MIFOHAZA RY GASYFilohan'ny Federasiona Malagasin’ny Kung-Fu Wisa.
Arahanao mivantana ao @ Canal TV 30UHF/543.25Mhz, ny Onjampeo Real94 FM, ary eto @ Pejy Facebook Real TV Madagasikara aorian'ny fampahalalam-baovao.
Hanasàna anao hanaraka izany
Maitre Sterry
16/05/2023
16/05/2023
16/05/2023
15/05/2023