31/05/2026
Makasitraka tamin'ny vitanareo ry zandry isany🙏🙏 mafinaritra tokoa iny seho nareo iny
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cercle Basket Section Ambalavao, Sports, Ambalavao Sud.
31/05/2026
Makasitraka tamin'ny vitanareo ry zandry isany🙏🙏 mafinaritra tokoa iny seho nareo iny
31/05/2026
Tontosa soa aman-tsara iny ny lalao inter établissement. Mafimafy tokoa izay ady niatrehana izay. Maro ny olana nosedraina tao anatin'izay fotoana izay fa isaorana ny avo vita atsakany sy andavany iny
👊Ankasitrahana feno n'y sekoly ESPA izay toerana nanaovana ny lalao rehetra🙏🙏🙏 makasitraka erampo erantsaina tompoko 😊
👊 Ankasitrahana ny orinasa izay nanohana ny hetsika🙏🙏🙏 hiroborobo amin'izay hatao anie 💪💪💪💪💪💪
👊 Misaotra ny sy noho ny fiaraha miasa 😊 hiakatra hatrany ny pihaino ny radio tompoko 🙏
🏀🏀 Vody hena tsa mienga aloha, fisaorana feno ho anareo sekoly rehetra nandray anjara 🏀🙏🙏🙏 makasitraka ny fandraisana anjara ry zandry isany dia mirary ny soa ho lasa alavitra amin'ny taranja basket.
Misokatra ho an'ny rehetra ny section ary vonona ny hiara-miasa hatrany amin'ny fampiroboroana ny taranja eto anivon'ny distrikan'Ambalavao
25/05/2026
Final inter-établissement
Samedi 30 Mai 2026
12/05/2026
Demi-final Inter établissement 🏀🏀
11/05/2026
N1B Régional
Match Aller
ABBF # BC ATM
07/05/2026
04/05/2026
Ho taterina eto ihany ny fandaminana ny tournois régional N1B sy demi final inter-établissement
👊🏀
20/04/2026
🏀 noho ny fisian'ny hetsika maro samy hafa amin'ny toerana anatotosana ny lalao dia hapitaina eto ihany ny lamina ny lalao manaraka.
👉 Ialana tsiny n'y tsy fahatomombanana kely miseho ndraindray fa manao Zavatra tsy mora ary manao mora tsy Zavatra. 👊👊👊👊👊
14/04/2026
Dragon 🐉 ndray zao ny malaza e🤣🤣🤣🤣🤣
👉FANDARAN-DALAO
📆 ASABOTSY 18 APRILY 2026
U14 garçon { ESPA # AMJ } match retour
U16 garçon { LJSA # AMJ }
Open fille { St Jo # AMJ }
Open garçon {LJSA # St Jo}
📆ALAHADY 19 APRILY 2026
U14 fille {AMJ 1 # ESPA }
Open fille {AMJ # LJSA }
Open garçon {St jo # Arcad}
Open garçon {CPE # AMJ} retour
📌 Terrain ESPA
✅PAF : 500ar monja