Aingavao FC

Aingavao FC

Share

Aingavao FC ( iarintsena) depuis 2024
club football situé dans le Commune rurale iarintsena

"firaisan-kina no hery"

Photos from Aingavao FC's post 01/09/2026

Reharehan'ny Club Aingavao FC lesy elah zandry ❤️🥰
Mirary soa de enganie ka hahazo ny fandresena nareo!
Mivavaka hoan'lah izahay rehetra mba hisondrotra hatrany 🙏🙏
Bon vol de bon courage zandry

31/08/2026

Miarahaba ny mpanaraka ny Page Aingavao FC rehetra!
Eto izahay dia faly misaotra ny Mpikarakara ny tournoi Bay Bay Vakansy izay nifarana omaly 30 août 2026!
Enganie mba hitohy sy hitombo hatrany ny fitiavanareo ny tanora eto ambalavao!! Ary maromaroa ny tahaka izao mba hampitombo hatrany ny lentan'ny baolina kitra eto am-tsika!!

Miarahaba ny Cosam ihany koa tamin'ny fandresena dia mirary soa hatrany amin'ny dingana izay mbola ho diavina!!

Isaorana ihany koa ny Ray amandreny sy ny mpanohana rehetra fa ianareo no tena manome hery ny mpilalao... Ireny aloha no vita fa mbola hiezaka hanome ny tsara foana izahay!!





28/08/2026

Aingavao FC hiatrika demi-finale rahampitso sabotsy 29 Août 2026 @ 3 ora tolak'andro!!
Fanantenana Ambalavao no adversaire atsika!

Tongava maro tsika hanohana ny ekipa-tsika!!

25/08/2026

#4

Amin'izao tsingerin-taona nahaterahanao izao dia faly miarahaba anao izahay ekipa rehetra ato amin'ny aingavao... Mirary soa hatrany de hisondrotra avo amin'ny asanao ary hitondra avo ny ekipa foana enao!!

Atolotray ho fanomezana ho anao ny fandresena azostika trandroany !
Fabrizio Dit Faby

28/07/2026


Izahay mpitantana sy mpilalao rehetra ato amin'ny club dia faly miarahaba anao amin'izao tsingerin-taona nahaterahanao izay
Dia mirary soa hatrany sy amin'ity taom-pilalaovana manaraka ity!
Nofy_16_GB
Nofy Tahindrainy Mandroso

Photos from Aingavao FC's post 25/07/2026

Miarahaba ny FC ROUGE voahosotra tompon-daka ny Madagascar nahazo ny finale
Indrindra moa fa ity mpilalao izay novolavolaina tato amin'ny Aingavao FC ity
Izay mbola saison voalohany hoazy moa ny nilalao niaraka tamin'ny FC ROUGE
Mirary soa hatrany letsy zandry kely de mitomboa talenta hatrany

27/06/2026

Joyeux anniversaire Président !

Anisan'ny manana andraikitra goavana raha ato amin'ny Aingavao Fc izy... Mpitarika sy mpilalao mazoto ihany koa!!
Mirary soa azy hatrany ny club aingavao Fc ary enganie hitombo hatrany ny fitiavany ny club sy ny fitiavany ny tanora!!
Hitombo tanjaka sy fahasalamàna hatrany Président a! 🙏🎉

04/06/2026

Miarahaba atsika mpanaraka ny pejy Aingavao FC rehetra!
Raha nanafika tany manakara isika dia faharesena teo amin'ny isa 3-1 no vokatra!! Ka nifarana hatreo ny dia raha hoan'ny aingavao fc tamin'ity Yas coupe de madagascar ity.
Isaorana lehibe ireo ray amandreny rehetra nifanampy tamin'ny fanatontosana ny lalao rehetra indrindra2 fa i Mme Honorable Marceline




Ny Section foot ball vohibato sy ny Section football Ambalavao
Ary ireo mpanohana sy mpitia baolina kitra ambalavao rehetra!
Andriamanitra anie hamaly ny soa rehetra vita-tsika🙏!!
Ary mampanantena izahay fa mbola hanao ny ezaka rehetra hitondràna avo ny tanànan-tsika eo amin'ny sehatry ny baolina kitra ⚽

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambalavao?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


RN7-Ambalavao
Ambalavao
303