31/08/2026
Tonga fitenenana Betsileo hoe:
" Mba mandalova leko mba hisotro Rano mady"
Misaotra t@ leka t@ fandalovana ra Dera sy ny Akama.
Salama, ity dia page natao indrindra hifampizarana traikefa, toro-hevitra, famporisihana ny olo rehe
31/08/2026
Tonga fitenenana Betsileo hoe:
" Mba mandalova leko mba hisotro Rano mady"
Misaotra t@ leka t@ fandalovana ra Dera sy ny Akama.
30/08/2026
Mba makamaka rivo-dRanomasina kou ndray e!!!
Milay b nareo e!!!
👉Mahazo mitaraina letsy zandry a!!!
👉Mahazo mitomany letsy zandry a!!!
🏋️🏋️🏋️ Fa TSY MAHAZO MI-ABANDONNE!!!
👊Za maka anlah!
mp, 034 38 442 36
16/08/2026
Salam'e!!!
😱 na ny vaza ar tonga ato @ Musculation & Fitness 303 mikotrana
👉 Tonga avy any millier de kilometatra hikotrana ato @ 303 MUSCULATION & FITNESS Antanimalalaka!!!
👉 De vo maika ve isika eto antoerana?🤔🤔🤔
👉👉👉303 MUSCU:
=> salle de musculation:
🏋️Malalaka tsara,
👔milam tsara,
🏋️matériels complet,
👊coach efa za-draharaha!!!
👉Natao ho antsika rehetra tsy ankanavaka!!!
mp na 0343844236
🏋️ LEGS DAY,
👊 Herin'andro vaovao
👉 Mila matanjaka ny fototra
👉za:
=>ndao namana kihitrakitrana fa efa mba libre-libre zao fa vacance e!
👉 Rakoto:
=>so de olona efa bokona be aby leka no ao!!!
👉za:
=>Elah iany no advesaire-nlah,
=> aza miasa saina olona zany!!!
=> sady tsiss bandy efa bokona be zany lets ao a!!!
=>takan-lah iany ny bandy ao
👉Rakoto:
=> Marina letsy zany, zao de zao za de hankany!!!
👉za: talro ary!!!
👉Extrait scéance anio:
👉DOS - TRICEPS - ABDOS
👊 EXO TRICEPS no tena nasongadina eto.
🙏🙏🙏Ry namana!!!
👉surtout tsika efa resy lahatra!!!
👉👉👉aza COMPLEXE vatanao!!!
io no anao de hatsarao arak'izay tratra
🙏🙏🙏afaka manampy anao tanjonao izahay ao aminy Musculation & Fitness 303
👊 mp na 0343844236 na manantona avy hatrany ny salle-tsika
eh!!! vacance ny andro e!!!
ndao fa mba libre-libre kely e!!!
sa ve hiandry vacance de noel ndray!!!
Tadidio fa ny fahasalamana no voalohan-karena!!!🏋️🏋️🏋️
17/06/2026
🔥🔥🔥 ZUMBA FITNESS CARDIO BOX 🔥🔥🔥
📢 Fantatrao ve fa misy lanja tokony hifanaraka amin’ny halavanao?
✅ Amin’ny ankapobeny, ny lanja ara-dalàna dia manodidina ny halavanao amin’ny metatra (ohatra tsotra):
📏 1m65 ➡️ 65 kg eo ho eo no lanja mety aminao.
🤔 Raha 80 kg na mihoatra ianao... ⚠️ Mety ho be lanja (surpoids) ka misy tavy be loatra ao amin’ny vatana. 👉 Mety hampitombo ny loza ateraky ny aretina toy ny: • Tosidrà avo • Diabeta • Aretin’ny fo • Fanaintainan’ny tonon-taolana
🤔 Raha latsaka be kosa ny lanjanao... 📉 Ohatra: 50 kg eo ho eo ho an’ny olona 1m65. ⚠️ Mety ho mahia loatra (insuffisance pondérale) ianao. 👉 Mety hiteraka: • Fahalemena • Tsy fahampian-kery • Fihenan’ny hery fiarovan’ny vatana
💪 Aza avela hanelingelina ny fahasalamanao ny lanja tsy voafehy!
🏋️ 303 MUSCULATION & FITNESS dia manolotra vahaolana ho anao:
🥊💃 ZUMBA FITNESS CARDIO BOX 👨🏫 Miaraka amin’i Coach TSIKABY 📅 Isaky ny Talata sy Sabotsy 🕓 Amin’ny 4 ora tolakandro
🏋️♂️ Musculation isan’andro 👨🏫 Miaraka amin’ireo coach efa za-draharaha hanampy anao hahatratra ny tanjonao: ✅ Hampihena lanja ✅ Hanala tavy ✅ Hanatsara ny fahasalamana ✅ Hampitombo hery sy tanjaka
📍 Ao amin’ny Salle de Musculation 303 MUSCULATION & FITNESS (Ambatra, ambonin’ny fivarotana trondro)
✨ Tadidio hatrany fa ny fahasalamana no voalohan-karena! 💪 Ataovy anio ny dingana voalohany ho amin’ny vatana sy fahasalamana tsaratsara kokoa! 💪🔥
tel : 034 38 442 36
mp
les PROTEINES