Katlëss Mlg

Katlëss Mlg

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Katlëss Mlg, Recreation Center, Ambanidia.

11/03/2020

Efa hita fa mankarary fo❤ ny fitiavana mbola atao ihany🙄😳😂🤙🏿

13/02/2020

Zay rehefa Histo-Geo😅😅😅

09/02/2020

Sipa manana anarana Felana😍 no tena faka vady rehefa tonga ny St Valentin😂💕✊

08/02/2020

Mitady sipa célibataire mba oentina andende @ St Valentin😭❤💪

Mety n en couple ar😋

24/12/2019

Mirary KRISMASY sambatra ho anareo zah❤🌹

09/12/2019

Tonga ny Noely😍
Ny lokanay atody😋
Fa i Dadabe Noely😚
Manala volom-bava😂

Ataovy eo @ coms ra mbola maita enao

29/11/2019

Efa itanareo fa mankarary fo ny fanaovana sipa💔

De mbola ataonareo ihany😳😓

28/11/2019

Dada sy Neny ôh❤

Tiko fona nareo na mibedy anah ary isan'andro😍😘

22/11/2019

Ny akabetsahan'ny olona pifoka SIGARA dia tsy mahay mamaky teny sy manoratra😪💔🤣

Satry efa ita mibaribary be eo hoe "Mamono mahafaty ny sigara ary manimba ny avokavoka" dia mbola foan'iry zareo ihany🙄😱🚬
Na mety jamba mintsy ary tsy mahita anleh sary eo @ tranony iny⚰🚬

22/11/2019

Cher ex😒

Maita bandy tsaratsara koko noiza😍 , hampirafy sy hampijaly anao indray❤💪

22/11/2019

Sambasamban'ny mba tsara tarehy ndry😱😒🙎

De miseo ho mampifilafila😒✋💔

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambanidia?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambanidia