TRATRY NY PAKA 2026
NANDRESY NY TOMPOTSIKA!
MIHOBIA, MIFALIA!
Fa raha mbola hisy koa ny farany, Dia tsy ho foana ny fanantenanao.
Ohabolana 23 : 18
Espace Soanampiana
Centre de loisirs à AMBATOLAMPY 104
Salle de réception, piscine, Restaurant, Podium pour spectacle
18/09/2025
BIG MJ ANNULÉ
22/08/2024
📣📣📣📣 Tarika 'ZAY eto AMBATOLAMPY amin'ny 15 Septembre 2024 !!!...... Any indray isika mihaona eto amin'ny Espace Soanampiana !!!
22/08/2024
📣📣📣📣 'ZAY eto AMBATOLAMPY amin'ny 15 Septembre 2024 !!!...... Any indray isika mihaona eto amin'ny Espace Soanampiana !!!
21/04/2024
Ambodrona 12 et 14 Avril 2024
Mankasitraka tompoko ooo!!!
14/04/2024
Ao tsara ny ambiance eee !
AMBONDRONA!!!!
14/04/2024
Efa vonona be!!!!
06/03/2024
Aiza daolo ooooo!!!!!
Ho antsika mpankafy ny tarika "AMBONDRONA"
Homano dieny zao ny programa ary e!!!!!
06/03/2024
Faly miarahaba antsika eto Ambatolampy sy ny manodidina indray izahay eto amin'ny SOANAMPIANA!!!
Ity indray ny programa antsika ny weekend ny PAKA 2024
Misokatra ny "Pique nique" ny Alahady 30 Mars sy Alatsiainy 01 Avril
Vidim-pidirana: 3 000 ar
Miaraka amin'ny animation isankarazany !
Homano dieny zao ary fandaharam-potonanao ra te hitondra ny ankizy hilalao sy haka rivotra madio e!
RESTAURANT - PISCINE - PARC ENFANT - TYROLIENNE - ZORBES - TRAMPOLINE - ANIMATION DJ ect ........
18/07/2023
MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA NANOHANA NY FIANGONANA NOTRE DAME DE CENACLE AMBOLOTARA TAMIN'NY FAMPISEHOANA NY TARIKA NY AINGA
ANDRIAMANITRA MANAKAREM-PAHASOAVANA ANIE HAMALY SOA ANAREO SY HANDROTSAKA NY FITAHIANY HO ANTSIKA MIANAKAVY.
Kianja MAINTSO SOANAMPIANA
Contact: +261386278216
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Mahafeno
Ambatolampy
104