104 Team Teq

104 Team Teq

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 104 Team Teq, Professional Sports Team, Ambatolampy.

11/05/2026
Photos from 104 Team Teq's post 09/05/2026

💪🏻⚽ Fanazaran-tena ✊🏻


Photos from 104 Team Teq's post 06/02/2026

WR – Des titres à Győr déclenchent des changements précoces du classement 2026

La dernière mise à jour du classement mondial reflète un week-end décisif à Győr, où deux compétitions — la Challenger Teqball League et le Teqball Open — ont profondément remanié plusieurs catégories du classement.


Photos from 104 Team Teq's post 30/01/2026

👋🏻104 Team Teq training ⚽
🧡World is curved🧡

20/06/2025

Salama daholo☺
Akatok'izao fetim-pirenena izao dia mikarakara hetsika ho entina handravaka ny tanana ny Club 104 Tia m'teqBall⚽
Manasa anao ary hanaraka sy hanotrona izany ☺
Ho anao izay liana ihany koa dia misokatra ho anao ny klioba ary afaka mandefa hafatra miafina ianao !! Misaotra Tompoko 🙏🏻

Photos from 104 Tia m'TeQ's post 12/08/2023

⚽ Kotrana maivana ⚽

14/07/2023

Toy izao manaraka izao ary no vokatra azontsika 104 tamin'ny régional Teqball izay natao teto Ambatolampy ny 8-9 Jolay lasa teo🤞

Nahazo ny laharana voalohany teo amin'ny:
Sokajy SINGLE : Dafr 🏆🥇
Sokajy MIXTE (Lahy/Vavy) : Dafr sy Miranto 🏆🥇🥇

Nahazo laharana faharoa teo amin'ny :
Sokajy SINGLE : Daniel 🥈
Sokajy MIXTE : Haingo sy Eric 🥈🥈
Sokajy DOUBLE HOMME : Snayah sy Daniel 🥈🥈

Nahazo ny laharana fahatelo teo amin'ny :
Sokajy DOUBLE HOMME : Dafr sy Cédric🥉🥉

Photos from 104 Tia m'TeQ's post 09/07/2023

🙏Vita soa aman-tsara ny ⚽ Isaorana ny ny
Ho alefa eto ihany ny vokatra rehetra...Fa misaotra antsika nanohana ny

06/07/2023

Miarahaba eh!!! 🥰😁
Hoatao eto aminintsika eto Ambatolampy ny 08-09 Juillet hoavy izao ny Compétiton regional vakinankaratra hoan'ny taranja Teqball.
Misy maromaro ny solontenantsika avy eto Ambatolampy amin'io fotoana io ka handao mba tohanana eh 😁😁
Eny amin'ny Lycée FJKM Ambatolampy no hanaovana izany ary tsy misy vidim-pidirana.
Andao tohanana ny avy eto an-tanàna eh!! 🤝🤝




Photos from 104 Tia m'TeQ's post 03/07/2023

⚽Fanazaran-tena Fanomanana ny competition Regional Ligue Vakinankaratra. 🙏

Photos from 104 Tia m'TeQ's post 24/11/2022

🏆🏆Championnats du monde de Teqball Nuremberg 2022.🏆🏆

👉Mach du 25/11/22
10:00 Madagascar VS Lebanon.
11:00 Madagascar VS Allemagne.
Alefa Nambs/Diarra

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambatolampy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ambatolampy