06/06/2026
👉 Mp malaky ary e!! 🚨
👉 Ou 0346499631 ☎️
Leister Séra
FORCE - PUISSANCE - SANTE
06/06/2026
👉 Mp malaky ary e!! 🚨
👉 Ou 0346499631 ☎️
Leister Séra
16/02/2026
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Marketplacemelisa Ai, Hasina Kwelly Rkt, Tsïøorïn ÏaĪna, Fíh Nãnte Nãïña Rãmänøelínå, Hení Jʀʜ, Iarivo Fanomezantsoa, Lålåina Rf, Andriantsoa Aina, Aloka Mainty, Miradonj Rainizanatsou, Mi Tahinarisandratra, Nekena Rajaonarivelo, Kewing Ranoum, Aina Randrianarivelo
31/01/2026
Mp malaky ary e!
☎️: 0346499631
fans
Leister Séra
Prix : 10000Ar fotsiny 💥✅
20/12/2025
👉 PROGRAMA FETY 💥
🚨 IRETO DATY IRETO IHANY NO TSY MISOKATRA NY SALLE DE GYM 2Z FIT 104 104 " :
❌ Ny 25 Décembre 2025
❌ Ny 31 Décembre 2025
❌ Ny 01 Janvier 2025
Tarif tsy miova fa 1000Ar hatrany 💥 Mora b🔥
Adiresy : Apitan'ny vavahadin'ny camp gendarme (Pylône)
☎️: 0346499631 / 0338803685
09/12/2025
Mp malaky ary e!
☎️: 0346499631
Eto Ambatolampy ! Mandefa any @ faritra !
fans
Leister Séra
Joyeux anniversaire à mes super followers ! Merci pour tout votre soutien ! Nekena Rajaonarivelo
Mankasitraka anao nanaraka ny Pejy hatramin'izay ! 🙏🙏
19/11/2025
Miezaka manome ny tsara hatrany 🥀🥰
12/11/2025
💥 VAOVAO BE! 💥
👉 FLOCONS D'AVOINE HAVERVLOKKEN👈
🚨 EFA TONGA ILAY COMPLÉMENT ALIMENTAIRE @ KALITAO VAOVAO B🔥
📍 NATAO HO ANAO :
✅ RERA-DAVA
✅ MAHIA KELY
✅ TE HAMPITOMBO LANJA
✅ MANAO FANATANJAHAN-TENA NA TSIA
✅ MAMERINA AINA VETIVETY
👉 AZO ATAO SAKAFO MARAINA SY ATAO GOÛTÉ
PRIX : 10000AR ny 500g
☎️ : 0346499631
Toerana : Apitan'ny vavahadin'ny camp gendarme (Pylône)
🚨 LIVRAISON GRATUIT ETO A/LAMPY VILLE! 🚨
28/10/2025
🚨 Bonsoir à tous ✋🙏
VAOVAO B ITY RY RETO 🔥
👉 Mahia kely ve ianao? 😘
👉 Te ho ngeza sy ho nofosana ve ianao? Te hitombo lanja ve? 😊
📍 Natao ho anao ity , 👉 FLOCONS D'AVOINE CHABRIOR👈 💥
📍 Mety amin'ny olona mikotrana na tsy mikotrana🏋️
📍 Azo atao sakafo maraina 😍
📍 Mahavoky b ihany koa 🥰
📌 Aza misalasa miditra mp raha toa ka liana ianao
☎️ : 0346499631
👉 Manao livraison ihany koa!!
Toerana : Apitan'ny vavahdin'ny camp gendarme ( Pylone)
Prix : 1@super fansorZoky SérasuAnjaratiana GabriellaAnLålåina Rf Gabriella
Lålåina Rf
27/10/2025
🚨Bonjour à tous ✋🙏
Hanombohana ity erinandro vaovao ity dia ho santarina amin'ity ''tranformation'' b ity 🥰
💥 Coucou Anjara🥰🥀
👉Sary 1: 27 Avril 2025
👉Sary 2: 20 Octobre 2025
📍 Mety hoe vetivety izy dia nahita vokatra fa kosa tsy mora ny ezaka nataony vao tonga amin'izao😘🏋️
📌 Tsy vitan'ny hoe iray volana na erinandro izany io fa aza manonofy atoandro eo😜( Miala tsiny amin'ilay fiteny fa marina io🙏)
Mbola tsy tara raha izao ianao vao hanomboka , raisinay ampitiavana foana😍
Toerana : Apitan'ny vavahdin'ny camp gendarme (Pylône)
☎️: 0346499631
Fb perso : Zoky Séra
Prix par séance : 1000ar mora b💥🔥
Abonnement :20000ar mora b🔥💥
"Ny fahasalamana no voaloan-karena"