24/06/2024
Famaranana sady mifety!!!🏀🏆
Tongava maro...
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Section Basket-Ball Ambatondrazaka, Sports, Ambatondrazaka.
24/06/2024
Famaranana sady mifety!!!🏀🏆
Tongava maro...
02/02/2024
Rahampitso ny fotoantsika rehetra mpakafy ny taranja basikety eo kianja La place Ambatondrazaka! CHAMPIONAT REGIONAL FIBA 3×3 U23 DAME.🏀🏆
Mirary soa anireo ekipa rehetra avy eto anivon'ny section Ambatondarazaka mandray anjara izay avy anivon'ny section. 🙏
16/05/2023
🏆Loading Inter Service Publique et Privé 2k23🏆
Manasa ny rehetra mana-talenta.
Basket forever 🏀
08/05/2023
CHAMPIONAT SECTION AMBATONDRAZAKA🏆 CATEGORIES: U14, U16 ET N1B 🏀
DATE: 12 au 14 Mai 2023
TERRAIN: A déterminer lors de la séance travail.
N.B: CONFIRMITE DES CLUBS ET LICENCES DES JOUEURS EXIGE PENDANT LA COMPETITION.
01/04/2023
Calendrier championat regionaux🏀🏀
29/03/2023
Aza adino Sport La Salle 2023 izay hatao eto Ambatondrazaka!!! Ho avy avokoa ireo sekoly sahanin'ny Frères des Écoles Christiens...
Misaona tanteraka ny tontolon'ny Basikety eto Ambatondrazaka. Nandao antsika I zoky (Agent de sécurité ao BNI Ambatondrazaka).
Izahay avy eto anivon'ny Section Basket Ball Ambatondrazaka dia mitondra ny teny fampionona feno ho any vady aman-janaka sy ireo fianakavina akaiky azy rehetra.😭😭😭😭
04/07/2022
Alefa Ambatondrazaka!🏀