Moraingy Fight Club

Moraingy Fight  Club

Share

Natao ho any rehetra NY Club Moraingy : tsy manavaka taona sy fiahaviana na vahiny aza afaka mandray anjara rehefa tia ilalao .

Photos from Moraingy Fight  Club's post 20/08/2020

""Moraingy is the Boxing Malagasy "" kilalao malagasy sy fihalamboly an' ady miharo Daka ary Tontondro ny Moraingy !
Efa ilay andro tsy fiasana iny dia mamonjy tany malalaka kely aza adino fa misy Vehivavy koa ilay izy ah ,araho ary ny Pejy fa tsy ho ela ny aty Alaotra Mangoro

15/08/2020

Izy no Israel Adesanya mpilalao avy aty africa ary manana ny lazany , mitovy mijery moraingy mintsy @ ty combtant iray ity.
Isika aty alaotra dia manana mpilalao sy manana trakefa tohy izao ,ny MF Club dia efa eo ampananomanana lalao Moraingy tsy ho ela noho izany manasa anao anaraka ny Page facebook Moraingy Fight Club .

Photos from Moraingy Fight  Club's post 08/06/2020

Ny Moraingy tamin'ny faham-panjaka sy izy ankehitriny

Photos from Moraingy Fight  Club's post 08/05/2020

Vive le Box Malagasy !
Ady malalaka na Combat libre ny moraingy nefa misy fomba mampiavaka azy amin'ireo fomba fihiady vahiny :
Ny moraingy dia mbola misy fa somary nangina kely noho izany mila tohizana ny zavatra rehefa ita hoe tsara !
Tafiditra ao anatin'ny "Sports et Loisirs" ny Moraingy ndao ary e ..

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambatondrazaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ambatondrazaka
503