25/04/2026
Tontsosa androany teo amin'ny efitrano Rayon de Soleil Tanambe ny fiarahabana sy fanolorana fanomezana an'i , noho ny fitsingerenan'ny taona nahaterahany, notronin'ireo solotena isaky ny Dojo
moa izany koa,
Isaorana isika rehetra nandefa ny adidiny avy.
•Isaorana manokana ny Dojo rehetra tonga nanome voninahitra ny teto:
- Dojo Hartema Tanambe (nampiantrano)
- Dojo Hartema Vohitsara
- Dojo Hartema Anororo
- Dojo Hartema Ambodimangan'i Jesy
- Dojo Hartema Amboavory
- Dojo Hartema Andilana -Nord
- Dojo Hartema Andrebakely- Nord
- Dojo Hartema Imerimandroso
- Dojo Hartema Ambatondrazaka...
Isaorana be ianareo Maitre rehetra.
Sitraka sy telina ho anareo mpianatra Hartema rehetra.
HO ELA VELONA ANIE NY GRAND MAITRE LOGIS, indrindra ny Hartema izay noforoniny.🙏
20/04/2026
🧁🎂🙏💯
(Hay ady Aro tena Malagasy)
en Grade de (10ème DAN sortant au Corée du Nord)
en Arts traditionnels Malagasy.
20/04/2026
Arahabaina ianao , tratra ny tsingerintaona nahaterahanao. Mirary anao ho lava andro iainana. Misaotra anao namorona sy nanome ny ho an'izao tontolo izao. Ho ela velona indrindra anie ianao.
10/03/2026
niarahana tamin'ireo solo-tena isaky ny Dojo.
Tonga nanome hasina izany moa ny sy ireo Maitre maro.
28/01/2026
Tsapanao ve ny fahamarinan'ny sary?
• Tsy izay te ho any lasa, fa izay tiany sy tiazy ary mankato ny fisiany.
• Tsy ianao ihany no misafidy ny "arts" fa na izy koa mba misafidy anao.
• Maro no te ho any fa tsy mahatsapa ny lanjany sy fisiany fa variana any an-kafa.
27/01/2026
Maitre Rodin sy ny mpianatra
Mirary soa hatrany ho azy.
25/01/2026
Andilana-Nord.
Fifampiarahabana tratra ny taona 2026, izay nanasàna an'i Grand Maître RAKOTOARIVELO Logis, "Fondateur de L'HARTEMA".