Watn One

Watn One

Share

C'est un groupe de danse née en Novembre 2018, qui porte le nom de WATN One ★ Envoyez nous pour plus d'information

26/02/2026

Un freestyle vraiment lourd ! 🔥
Par Michaël Ramamiarison

15/12/2025

Asivo réaction sy partageo edy solontenantsika tyh zalah

C'est Michaël Ramamiarison 🔥🔥



15/01/2024
Photos from Watn One's post 19/03/2023

Salut saluuttt 😘...
Elaela isika zay Ah 👋😄, misy jery todika kely Ito taminy taona 2020. Mbola zaza² hendrika daholo ndriry lerony teto😅.

07/01/2023

De mbola vaovao mahafaly atrany koa no anombohanay sy izarahanay anareo amin'ity taona 2023 ity
Illeur aka Baby streetkilla 🔥
Izy indray no nadresy ny laharana faha 2 taminin'ny B.A.D izay nokarakarain'ny anio
Isaorana hoan'ny mpikarakara 💜??


Photos from Watn One's post 25/12/2022

Joyeux Noël à tt et à tous 💕🎄🎅🎁🎉
Hiaona aminao Andriamanitra ary hitoetra ao amponareo aminy fotoana rehetra izay mbola hiainana💕. Ny WATN One dia faly miarahaba anareo rehetra tratrin'izao Christmas Izao 💕, manao fête sambatra daholo ary Samy ho tratry ny farany taona daholo eeeeuhhhh 🎄🎅🎁🎉

Photos from Watn One's post 21/12/2022

❤GRANDE CASTING❤

Bonjour à tous ❤🔥.
Faly miarahaba anareo izahay groupe WATNOne ❤. Tsara ny mampafantatra anareo fa izahay dia mikarakara GRAND CASTING 🔥hoan'ny tanora eto Ambatondrazaka izay manana fikasana ny hiditra ato aminy WATN one Family ❤ , izay tanterahana ny Sabotsy faha 24 ny Volana Décembre 2022 , izay tsara ny manamarika fa io ny casting farany aminity taona 2022 ity tohizao ary ny fandahara-potoana :

✅Date : Samedi 24 Décembre 2022
✅Lieu : CEG Razaka
✅Heure: 02h:00

N.B: Misy sokajy roa ato aminy WATNOne
🔥WATN One Junior : 08 à 14 ans
🔥WATN One KD : 15 à 37 ans

Tongava message privé amin'ireto olona ireto :
🔷 Mirent's (Leader)
🔷Illeur (Leader adjoint)

SABOTSY ZAO ZANY NY FOTOANA RY ZAREO AH! 🔥❤...

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambatondrazaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ambatondrazaka

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00