Union Football Academy Ampitatafika 102

Union Football Academy Ampitatafika 102 École de football

🔥⚽ MATCH DAY APPROCHE         – CATÉGORIE 13–14 ANS ! ⚽🔥💥 UNION ACADEMY 🆚 CAMPING KATSAOKA🏆 Section Tana Ville Football ...
05/09/2026

🔥⚽ MATCH DAY APPROCHE
– CATÉGORIE 13–14 ANS ! ⚽🔥

💥 UNION ACADEMY 🆚 CAMPING KATSAOKA
🏆 Section Tana Ville Football – Championnat Jeune
📅 Dimanche 13 Septembre 2026
⏰ 14H00
📍 Terrain Betongolo

❤️💚 Ry UNION, fotoana hanehoana ny herintsika !
🙌 Tonga maro hanohana ireo tanora 13–14 ans !

🔥 L’UNION FAIT LA FORCE ! 🔥
ENSEMBLE, DEVENONS MEILLEUR ! ⚽💪

04/09/2026

📢 Fampatsiahivana kely ho an’ny Ray aman-dreny

Mankasitraka indrindra anareo amin’ny fahatokisana sy fanohanana tsy tapaka an’ny Union Football Academy. ⚽❤️

Ampahatsiahivina am-panajana ihany koa ny fandoavana ny écolage, mba hahafahan’ny Akademia manohy manome ny tsara indrindra ho an’ireo zanatsika mpilalao. 🙏

Misaotra indrindra amin’ny fahatakarana sy fiaraha-miasa. 🤝

L’UNION FAIT LA FORCE 💪⚽

03/09/2026
03/09/2026

🔥 Unis dans la passion, forts dans l’action ! ⚽
L’UNION FAIT LA FORCE ❤️💚🤍 Union Football Academy Ampitatafika 102

WhatsApp 0346041666

03/09/2026

👉Vita ny vacances,hiverina hikotrana ⚽ indray isika Union football academy amin'ny Sabotsy 05 septembre 2026 manomboka @ 8 ora maraina hoan'ny catégorie rehetra 🙏
👉Handeha ihany koa ny championnat des jeunes section Tana ville ka ilaina ny fanomanana .
👉Koa manentana ny ray aman-dreny handefa ny ankizy amin'izay fa miankina amin'ny fanomanana daholo ny zava-drehetra 🙏
👍 Hoan'ireo ankizy manam-paniriana hiditra ao amin'ny UNION FOOTBALL ACADEMY dia afaka manantona eny amin'ny terrain synthétique Ankaditany isaky ny Sabotsy 🙏
Whatsapp 0346041666
➡️ L'UNION FAIT LA FORCE,LE FOOTBALL FAIT LES CHAMPIONS
❤️

02/09/2026

🔥⚽ UNION FOOTBALL ACADEMY FAIT SON GRAND RETOUR ! ⚽🔥

Après les vacances, place au travail, à la motivation et à la passion ! 💪🔥
L’UNION revient en force, plus déterminée que jamais ! ❤️💚🤍

⚽ Ensemble, travaillons. Ensemble, progressons. Ensemble, devenons meilleurs !

💪🏆

🔥⚽ VACANCES FINIES — GAME ON! ⚽🔥UNION, VONONA VE ISIKA? 💪😎Tapitra ny vacances!🎯 Miverina ny objectif.🔥 Miverina ny motiv...
02/09/2026

🔥⚽ VACANCES FINIES — GAME ON! ⚽🔥

UNION, VONONA VE ISIKA? 💪😎

Tapitra ny vacances!
🎯 Miverina ny objectif.
🔥 Miverina ny motivation.
⚽ Miverina ny entraînement!

📅 SABOTSY 05 SEPTAMBRA 2026
⏰ 08H00 MARAINA
🏃‍♂️ CATÉGORIE REHETRA — MIKOTRANA AVOKOA!

💥 Aza miandry! Aza tara! Aza manao antsirambina!
Samia tonga ara-potoana, vonona hiasa ary vonona hanome ny tsara indrindra! 💪🔥

🏆 NY TANTARA MANARAKA DIA ISIKA NO HANORATRA AZY!

💚❤️🤍 UNION FOOTBALL ACADEMY
L’UNION FAIT LA FORCE ⚽💪

Address

Ambohibao

Telephone

+261346041666

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Union Football Academy Ampitatafika 102 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share