17/05/2026
ππ₯ TILAPIA CHAMPIONSHIP 2026
Fandresena ho anβny 3FM Ambohidratrimo taminβny isa 17 - 15 izy ireo teny Ambony Atsimo Imerintsiatosika.
Page officielle du FIRAISANKINA - FANANTENANA - FITIAVANA, MAROVATANA - 3FM, l'unique Club de Rugby dans la commune d'Ambohidratrimo.
17/05/2026
ππ₯ TILAPIA CHAMPIONSHIP 2026
Fandresena ho anβny 3FM Ambohidratrimo taminβny isa 17 - 15 izy ireo teny Ambony Atsimo Imerintsiatosika.
14/05/2026
ππ₯ ITASY RUGBY β TILAPIA CHAMPIONSHIP 2026 π₯π
π
Alahady 17 May 2026
π Kianja Ambony Atsimo, Imerintsiatosika
βοΈ 3FM Ambohidratrimo πβοΈ TMAA Ankorondrano Atsinanana
25/12/2025
Izahay ato 3FM Club de Rugby Ambohidratrimo dia Mirary fety ny Krismasy sambatra ho antsika rehetra β€οΈ
Ny fahasohanavan'i Tompo anie hanazava sy hitahy ny ankohonan'tsika rehetra ππ»π
π²πβ€οΈ
3FM Club de Rugby Ambohidratrimo
19/12/2025
!π₯³π₯³ Nous souhaitons un π±πππππ π¨πππππππππππ
Γ notre Ailier "Michelah"
π₯santΓ© et bonheurπΎ
πβ€οΈ
πΎπ
28/11/2025
!π₯³π₯³ Nous souhaitons un π±πππππ π¨πππππππππππ
Γ notre Ailier "Vonjy"
π₯santΓ© et bonheurπΎ
πβ€οΈ
πΎπ
26/11/2025
!π₯³π₯³ Nous souhaitons un π±πππππ π¨πππππππππππ
Γ notre 3 Γ¨me ligne centre "Kapy tsilavina"
π₯santΓ© et bonheurπΎ
πβ€οΈ
23/11/2025
Faly Miarahaba anao izahay ato 3FM Club de Rugby Ambohidratrimo @ izao fitsingerenan'i taona nahaterahinao izao "patrick" Izy mo dia hanisany membre du staff ato am 3FM no sady efa mpilalao ihany koaπβ€οΈπ€
Mirary soa sy ny tsara ho anao hatrany izahayππΏ
π€β€οΈπ
π€β€οΈπ
05/11/2025
Faly Miarahaba anao izahay ato 3FM Club de Rugby Ambohidratrimo @ izao fitsingerenan'i taona nahaterahinao izao "Zoky Philibert". Izy mo dia hanisany membre du staff ato am 3FMπβ€οΈπ€
Mirary soa sy ny tsara ho anao hatrany izahayππΏ
π€β€οΈπ
π€β€οΈπ
04/11/2025
Faly Miarahaba anao izahay ato 3FM Club de Rugby Ambohidratrimo @ izao fitsingerenan'i taona nahaterahinao izao "coach Tina"πβ€οΈπ€.π
Mirary soa sy ny tsara ho anao hatrany izahay π
π€β€οΈπ
πβ€οΈπ€
02/11/2025
π₯ Alahady anio, fanahy sy herim-po no entina!
Ao aminβny rugby, tsy ampy ny tanjaka β mila fo sy finiavana! β€οΈ
Aoka isika rehetra ho tia, ho manaja, ary ho iray fo aminβny ekipa!
π βAtaovy aminβny fo, ataovy aminβny herinao!βππ€β₯οΈ
01/11/2025
π₯³π₯³ Nous souhaitons un π±πππππ π¨πππππππππππ
Γ notre demi de mΓͺlΓ©e "Sitraka"
π₯santΓ© et bonheurπΎ
πβ€οΈπ€
πβ€οΈπ€