NGA Championship

NGA Championship

Share

New Generation of Ambohidratrimo dia mpikarakara ny Tournoi Basketball eto Ambohidratrimo.

02/12/2024

Mbola mandray mpandray anjara zareo ho an'izay mazoto iala kely ny ville🔥

Marre des délestages ?😡🏀 Participez au BlackOut Game 3x3 🏀🔥🏆pour faire passer le temps jusqu'au retour de l'électricité ! Inscrivez-vous sur la page Grandious ou appelez le 038 72 655 75

25/05/2023

Adalam-pikarakarana........

13/05/2022

Hetsika karakarain'ny New Generation sy ny Association Soa.

Photos from NGA Championship's post 02/05/2022

Ho avy tsy ho ela ny Lalao manaraka......

10/03/2022

Tonga ary ity ilay niandrasana koa aza tara, misoratra anarana 🏀, vonjivonjeo fa voafetra ny isa, misokatra ho an'ny rehetra 😊😊
Raha mila fanazavana fanampiny aza misalasala miresaka 😉😉
Formation ho an'ireo vaovao, recyclage ho an'ireo efa ao anatiny 😉😉
We're basket ball 🏀🏀
.

Photos from NGA Championship's post 20/02/2022

Ny NGA moa dia misy Mvp foana isaky ny tournoi ka teto dia i BILA(La09) no mpilalao mendrika tamin'ny Finale❤

Ary i DONOVAN(Brinks) kosa ny mpilalao nandonan'ny Fo❤

20/02/2022

Lokan'ny voalohany izay azon'i ''LA09'' miaraka amin'ny medaille.

Photos from NGA Championship's post 20/02/2022

SCRAPPERS 💙❤
3eme place du NGA championship n°2

Photos from NGA Championship's post 20/02/2022

BRINKS💚
Vice champion du NGA championship n°2

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambohidratrimo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ambohidratrimo
105