105 DC École de dance
MANDRAY ANKIZY REHETRA 8 KA ATRAM 30 TAONA 😎
Contact : 032 58 632 34
21/12/2025
Ny tsara - maroozik 😎
Aty daol ndray ary mijeny ny kilonga kely tsika mandihy afro eh😎😁, Zan'Ambohidratrimo reo ah😍😘😇 , Arao Ny pejy ., Mbola mandray ankizy izahay izay vonona 😇😍👊🇲🇬🇲🇬
Pilo kely 🌶️
🇲🇬Na somary manjombona aza ny andro dia natao ihany ity video kely ity 👊🇲🇬,, mirary erinandro mafinaritra ho anareo izahay ato @ 105 DC Ambohidratrimo 👊😇
19/11/2025
Ireto indray ary ny sarinay nandritra ny hetsika izay niarahanay t@ , yzay natao teo Ambotahara sy teo Ambohidratrimo. Faly tena faly izahay, fa tanteraka atr@ farany ny hetsika 😇.
izahay izay ankizy vonona.
Whatsapp : +23055160723
02/11/2025
Tiktok kely😇👊
TikTok · 105 Dc Ambohidratrimo 33 j'aime, 4 commentaires. « »
-Denise
Chorégraphe by : 105 DC Ambohidratrimo ,
ankizy izahay👯♂️💃🕺
26/10/2025
Ho avy ny vokatra vaovao , Mbola mandray ankizy , arao ny pejin'tsika 😇, mbola tsy niova ny toerana fikotranana👊👊
21/10/2025
TikTok · 105 Dc Ambohidratrimo Jump Style by 105 Dc
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Rn4
Ambohidratrimo