Académie Malagasy de Football Professionnel

Académie Malagasy de Football Professionnel

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Académie Malagasy de Football Professionnel, Sports Team, Andakana, Ambohidratrimo.

21/07/2025

Tir en pleine lucarne an'i Capitaine aloha no nisy tamin'ny match farany.

Photos from Académie Malagasy de Football Professionnel's post 05/07/2025
Photos from Académie Malagasy de Football Professionnel's post 05/07/2025

Ndao foana aloha.

Photos from Académie Malagasy de Football Professionnel's post 16/06/2025

foana aloha no ambavanay
⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽

09/02/2025

AMFP sy endriny hiatrika ny taona 2025.


Photos from Académie Malagasy de Football Professionnel's post 12/10/2024

Football ihany ve no ampianarina ato amin'ny AMFP?
Fandraisan'andraikitra sy ny fahaizamiaina ihany koa dia tafiditra anatin'ny fitaizana ny ankizy.


Photos from Académie Malagasy de Football Professionnel's post 31/07/2024

Mitsidika ny Camp Nou ny AMFP 😃😃
Mandray tsy tapaka ho an'ireo izay vonona hifampizara aminay ny tanjona izay hiarahana mikendry.

12/07/2024
Photos from Académie Malagasy de Football Professionnel's post 12/07/2024

Amin'ny alahady 14 jolay ho avy izao ny lalao famaranana ny Euro sy ny Copa America :
Espagne-Angleterre any Berlin
Argentine-Colombie any Miami

Iza avy no toananao amin'ireo ekipa 4 ireo?

30/06/2024

Lokon'ny sainampirenena no nentin'ny androany.

Photos from Académie Malagasy de Football Professionnel's post 06/04/2024

💥Aza miandry hoe rehefa vitæ tsara ny COMPLEXE vao ho avy...
☑️☑️Andao hiara handroso, hiara hanandratra.


Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambohidratrimo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address


Andakana
Ambohidratrimo
105