Mankafy Cabane

Mankafy Cabane

Share

🍃 Mankafy Cabane vous accueille dans un cadre chaleureux et convivial à Antananarivo. Lieu de détente et sport pour toute la famille

Un espace idéal pour se détendre, partager et profiter de bons moments entre amis, en couple ou en famille.
📞 034.98.541.36 - 032.14.675.99

26/05/2026

🎪 Misokatra ny Mankafy Cabane ny Alarobia 27 Mai Aïd el-Adha.

Tsy misy train kosa amin'io hoy ny SETU. 🚊

25/05/2026

Tongasoa indray o! Aza adino ny Hashtag rehefa mizara sary 😘

22/05/2026

21/05/2026

🚂 HORAIRES TRAIN URBAIN - Lundi de Pentecôte 2026

Ireto alefa manaraka eto ireto ny leran'ny Train Urbain ho an'ireo mikasa handeha aminy ny Alatsinainy 25/05/2026 ho avy izao, araky ny vaovao voaray avy amin'ny SETU. Safidio izay lera mety aminao àry dia ato amin'ny Mankafy Cabane indray ny fotoana e!

📌 Mankafy Cabane Ambohimanambola: https://maps.app.goo.gl/3c5CxHWGjh38nwN89
📲 034.98.541.36 / 032.14.675.99

21/05/2026

🏝️ LUNDI DE PENTECOTE 2026 chez Mankafy Cabane.

⌚ Amin'ny 7 ora maraina no fisokafan'ny vavahady. Hiara-hiala voly isika, hisy ny fanomezana toy ny mahazatra fa mandraisa anjara! 💑 Couple, fianakaviana, mpinamana, miandry anareo izahay, hifety sy hikorana isika ao antin'ny Zumba plein air, Piscine, sy ireo kilalao maro isan-karazany. 🍗 Aza adino ilay akoho be atao laoka 😛 Raha tsy mahavimbina ianao dia efa misy ety an-toerana amin'ny sarany mirary. 💃 Haingon-tsehatra: Dihy Gasy iarahana amin'ny Mi-Art Dihy. Hisy surprise maro ka dia amin'ny Alatsinainy izany ny fotoana eee!

Mankafy Cabane, mankafy fa tsy maka lagy!

🔰 Ambohimanambola, route de Masindray, 2km après Gare PK16 {MAPS: https://maps.app.goo.gl/3c5CxHWGjh38nwN89}
☎️ 034.98.541.36 / 032.14.675.99

Photos from Mankafy Cabane's post 20/05/2026
Photos from Mankafy Cabane's post 20/05/2026

Iza no anarana ometsika ireto tarika vao tonga ato amin'i Mankafy Cabane ireto?

12/05/2026

🚄 Zotra an-dalamby ho an'izay mikasa hisitraka izany ho an'ny Alakamisy 14 Mai (Ascension) ho avy izao. 🪽 Ireto alefa eto ireto ny ora fiangàna sy fivererana. ⌚️ Raha mila fanazavana misimisy momba izay dia afaka amin'ny pejy ofisialin'ny SETU. Ho an'ny fanampim-panazavana momba ny Mankafy Cabane kosa dia eto amin'ny Pejy irery ihany na amin'ny alalan'ny antso an-tarobia: 034.98.541.36

11/05/2026

Coucou iza hoeee? 🙋🏻‍♀️ Ataovy tonga any ny hafatra hoe misokatra foana hono hoe i Mankafy Cabane amin'ity semaine ity, indrindra fa amin'ny Alakamisy 14 Mai ho avy izao 😊 Andro tsy fiasana indray io an ka tongava mialavoly sy miala sasatra eee! ⛱️

🏕️ Mankafy Cabane, Ambohimalambola route de Masindray, 2km miala ny Gare Lamasinina PK16.
📱 034.98.541.36
ℹ️ Infos supplémentaires sur tout nos réseaux sociaux.

02/05/2026

Manasa hijery chorégraphie ry chérie kely e! 😋 Mamay be ny ambiance, merci be 🥰

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambohimanambola?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambohimanambola/Masindray
Ambohimanambola

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00