Dax FC officiel

Dax FC officiel

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dax FC officiel, Sports Team, Ambohimanarina.

28/08/2025

Salama daholo misy teste hoany U13 hoany izay vonona mitongava terrain andraharo sodium ampitany stars Madagascar
Ity laharana ity
No antsoina raha Mila fanazavana
Coach fetra : 0383015699

14/05/2025

Salama daholo
Programme amin'ny sabotsy 17 mai 2025 izao manao machts
ajesaia mahitsy VS dax fc ambohimanarina
Programme ora eo birao @ 6 h 00 efa tonga birao fa @ 6h30 mn efa lasa ny spécial
Tous les catégories mandeha daholo
Mitondra frais sy goute sns
Rano 1litre obligatoire
🏆Bonne chance dax fc🏆

18/11/2024

Salama daholo
Mapilaza ianareo ny école de foot fa tsy misy kotrana ny Dax fc amin'ny alarobia hoavy izao
Misy fahoriana ary tsy afaka ialahana fa mamany président Dax sy coach fetra no nandao antany ary alevona amin'ny alarobia 20 novembre 2024
Dia amin'ny sabotsy izao manao amical eny amin'ny stade cheminots amin'ny 10 ora sasany fotoana eny malacam
Dia mitondra vola 8000 ar avy ny akizy tsirairay fa misy hofana terrain zaraina ny école de foot Dax fc sy 67 City fc

15/11/2024

Salama daholo
Hoany tous le catégorie 6ans katramin'ny 15 ans
Manao amical
Amin'ny sabotsy 23 novembre 2024
Ny ora fotoana amin'ny 10 ora sasany ao amin'ny antanimena stade cheminots
Izay manao racontre amin'ny 67 City vs Dax fc mitondra rano sy goute daholo ny akinzy izay milalao ato amin'ny école de foot Dax fc
Mbola mandray akinzy te hiditra foana izahay
Allez-y Dax fc

Photos from Dax FC officiel's post 09/11/2024

Mbola afaka mandray anareo sy akanavaka izahay école de foot ary afaka mividy survêtement ko izay liana ary tsy manda na akizy na lehibe fa omena fahampo ianareo izay liana sy izay te hividy e
Mirary soa daholo
École de foot Dax fc

06/11/2024

Mialatsiny fa tsy azony section Ony ilay terrain fa ilainy ny fmf ny terrain dia mikotrana daholo ny akizy rehetra sady mizara ilay survêtement izay nahavita anjarany dia mikotrana terrain andraharo sodium ny catégorie rehetra ary mifampilaza izay rehetra mifanakaiky any toerana misy anareo sy miray tanana
Mialatsiny fa section no nanafatra anio
Manomana foana fa efa Kely sisa
Vonona Dax fc ⚽⚽⚽⚽

Photos from Dax FC officiel's post 06/11/2024

Tonga ity efa nadrasana ity
Allez-y Dax fc
Phase de final section

27/10/2024

Salama daholo o
Misokatra hoany ny rehetra ny école de foot Dax fc
Izahay mandray akinzy catégorie 5 katramin'ny 18ans
Raha mila fifandraisana dia ity ny numéro téléphone laharana 0383015699
No mahazo antsoina foana na alina na maraina na atoandro
Dia aza misalasala manantona anay eo ambodivonkely toerana fandraisana ho any izay mahaliana te mapiditra zanakao tsy mandaha na izahay na vao manomboka manao baolina na efa manao baolina fa mitaiza akinzy sy ampivoatra no tanjona any Dax fc école de foot ambohimanarina

04/09/2024

Salama daholo
Misy testa catégorie U15-16-17 -18
Ato aminy Dax fc ary eny aminy terrain sodim ampitany star ny terrain
Alarobia manomboka 1h
Asabotsy manomboka 7ora maraina
Raha mila fanazavana dia miantso numéro 0383015699

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambohimanarina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address


Ambohimanarina