23/02/2023
Aloo aloo mbola mitoy ny fandraisana pianatra ato @ jeet kune do ambohimandroso gara koa ra maniry ny iditra ho jeet ianao dia ireto ny fotoana alahady ka hatr@ 12h.
ny droit 5000ar ny écolage 6000ar