miarahaba antsika rehetra o!
ny Akany nomenjanahary natiora día tsy afaka mandray olona intsony amin'ireto date ireto fa efa privatisé
-12 Avril 2026
-18 Avril 2026
- 19 Avril 2026
- 1er mai 2026
- 25 mai 2026
- 30 mai 2026
mankasitraka anareo rehetra amin'ny fanohanana ny toerana tompoko
Akany Nomenjanahary "Nature"
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Akany Nomenjanahary "Nature", Ambohimarina, Ambohimanga.
Akany Nomenjanahary est un espace vert où on peut jouer aux différents jeux collectifs foot, basket, recevoir des écoles, églises et sociétés avec divers jeux trampoline et manège
15/01/2026
Offre d'activités en plein air, ahazoana fianakaviana, mpiara miasa, fiangonana, fikambanana, école miala voly
24/02/2025
Ndao hitsangatsanganana hifampiarahaba sy hifampirary soa e . Teraka Raintovo sy Rambahinoro
Lycée privé St Antoine 4 mai 2024
Ndao hiala voly hifampirary soa ny mpiray tampo, mpiray fikambanana isan-karazany e.
04/01/2024
Ny taona 2024
Ny Akany Nomenjanahary dia maniry ho antsika rehetra :
Fahasalamana soavin-janahary.
Asa manjary
Vidim-bary mirary
Tontolo iainana lavorary
25/12/2023
Faly miarahaba ny Ankohonana sy ny Mpianakavy rehetra tratry ny Noely 2023.
Ndao hiala voly kely
Fitsangatsanganana androany 01 novembre 2023
20/08/2023
Fiofanana Diakona FJKM AKV Mahajanga. Soli Deo Gloria
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Website
Address
Ambohimarina
Ambohimanga
00101