23/05/2026
Salama e. Misokatra ho antsika rehetra izahay androany an. Sady tsara ny andro. 10 000 ar par personne ny fidirana.
Les chalets, c'est un havre de paix, un jardin secret idéal pour une escapade en famille ou entre amis, non loin de la ville, où on se sent chez soi
23/05/2026
Salama e. Misokatra ho antsika rehetra izahay androany an. Sady tsara ny andro. 10 000 ar par personne ny fidirana.
17/05/2026
Salama e. Misokatra ho antsika rehetra ny Les chalets Soavinimerina anio an. Sady mbola mafana ny andro.
12/05/2026
Alerte📣📣📣
Fête de l'ascension- ouvert au public
07/05/2026
Aiza nareo🤭🤭
Misokatra isika ny sabotsy izao. Tongava maro 😁
10/04/2026
Les Chalets Ambohidahy Soavinimerina
Route d'Ambohimanga Rova
Faly mandray antsika foana
04/04/2026
Tratry ny P***a daholo 🥳🥳🥳
Misokatra ho an'ny rehetra ny les Chalets mandritry ny fety ny P***a (alahady sy alatsinainy)...tongava maro miaraka amin'ny fianakaviana 😄
Misy tsakitsaky sy zava-pisotro eny an-toerana
Miandry anareo izahay 🤍
Contact: 0331277105- 0324273153 - 0349834901
20/03/2026
Misokatra ho antsika rehetra ny Les Chalets amin'ity week-end ity
Tongava maro !!!😀😀😀
07/03/2026
Araraoty ity faran'ny herinandro ity fa tsy misy privatisation 🥳🥳🥳
Ho antsika fianakaviana na orinasa na mpinamana mikarakara fifampiarahabana tratry ny taona, aza misalasala mifandray aminay.
Ireto no daty efa lasa hatreto ny volana janoary: 3, 17, 18
Ny ankoatr'ireo mbola malalaka be koa vonjivonjeo ny daty sao tara eo !!!
24/12/2025
Mirary krismasy sambatra ho antsika ny Les Chalets Ambohidahy Soavinimerina (Route d'Ambohimanga)🎅🎅🎅
Mbola misy dates disponibles maromaro ankoatran'ireo efa voasoratra eo ambany ho antsika handray fetim-pianakaviana ka hanao privatisation.
⚠️Mandritra izao fety izao (25 decembre- 1er janvier) dia hiato kely ireo laharana telephone fa afaka mifandray hatrany amin'ny messenger isika😊
Manaova fety sambatra e
20/12/2025
Misokatra ho an'ny daholobe indray tsika e🥳🥳