Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka

Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka

Share

Votre #Oasis au coeur d’#Ambohitrimanjaka

14/05/2026
05/04/2026

🇲🇬 Arahabaina nahatratra ny P***a miaraka amin'ny Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka
Ny ekipan’i Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka dia mirary fety sambatra ho anao mpanjifa sy mpanaraka anay ary indrindra ho an'ny kristiana rehetra. Hitondra fiadanana, fifaliana ary fanantenana vaovao ho antsika tsirairay anie izao fetin'ny fandresena izao.
Mirary P***a mamy sy feno fiadanana ho antsika rehetra ! 🕊️✨

🇬🇧 Happy Easter from Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka
In this season of renewal, Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka wishes a very Happy Easter to our loyal customers, followers, and the entire Christian community. May this celebration bring you peace, joy, and hope.
Wishing you wonderful moments with your loved ones! 🕊️✨

🇫🇷 Joyeuses Pâques avec Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka
En ce temps de renouveau, toute l'équipe de Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka souhaite une excellente fête de Pâques à nos fidèles clients, à nos abonnés et à toute la communauté chrétienne. Que cette célébration vous apporte paix, joie et espérance.
Passez de merveilleux moments en famille ! 🕊️✨

29/01/2026

🇲🇬 Tsara be ilay andro ry zareo fa sao tokony hilomano 😊🏊🏽‍♂️?
---

🇬🇧 It’s such a beautiful day today, folks — how about going for a swim 😊🏊🏽‍♂️?
---

🇫🇷 Il fait vraiment beau aujourd’hui, les amis, et si on allait se baigner 😊🏊🏽‍♂️?
---

01/01/2026

🇲🇬 Vohi-Tsoa dia mirary taona 2026 mahafinaritra ho anareo.
Enga anie ity dia vaovao ity ho feno tsiky, fiadanam-po ary fahombiazana mendrika hozaraina.

---

🇬🇧 Vohi-Tsoa wishes you a wonderful year 2026.
May this new journey be filled with smiles, serenity, and beautiful successes to share.

---

🇫🇷 Vohi-Tsoa vous souhaite une merveilleuse année 2026.
Que ce nouveau voyage soit rempli de sourires, de sérénité et de belles réussites à partager.

---

04/10/2025

🇲🇬 Mafana ny fiarahana eto @ piscine: JBL Partybox sy micros sans fil JBL mandona tsara sady mbola gratuit koa ny wifi 😎🎶🔥💦
---
🇬🇧 Pool vibes on fire: JBL Partybox blasting, two wireless mics for the mini rockstars, and free Wi-Fi to share all the fun 😎🎶🔥💦
---
🇫🇷 Ambiance de folie autour de la piscine : JBL Partybox qui envoie du lourd, deux micros pour les stars du moment, et du Wi-Fi gratos pour partager tout ça direct 😎🎶🔥💦
---

02/10/2025

🇲🇬 👉 Tena tsy sarotra hita ny misy an'i Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka, indrindra moa fa mijery an'ity plan ity na koa tonga dia mampiasa GPS avy @ Google 🚗📍
---
🇬🇧 👉 Honestly, finding Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka is super easy! Just check out this map, or simply use Google GPS—no way you’ll get lost 🚗📍
---
🇫🇷 👉 Franchement, trouver Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka, c’est super simple ! Avec ce plan ou direct en utilisant le GPS de Google, impossible de se perdre 🚗📍
---

29/09/2025

🇲🇬 Fa izany eo ihany, fa ianareo ve tsy te hilomano milamindamina? 😉💦
---
🇬🇧 Come on, who’s up for a chill dip? 😉💦
---
🇫🇷 Sérieux, qui n’aurait pas envie de barboter relax ? 😉💦
---

Photos from Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka's post 20/09/2025

🌟 Tamin’ity taona ity dia tonga toerana tena ankafizina hankalazana ireo fotoana lehibe eo amin’ny fiainana i Vohi-Tsoa ✨!�Fampakaram-bady, tsingerintaona, batisa, fandraisana vahiny… maro ianareo no efa nisafidy anay ❤️ ary misaotra indrindra amin’ny fitokisana 🙏.

🎉 Vaovao mahafaly: ho an’ireo mbola maniry hankalaza fotoana manan-danja eto aminay, dia indro ary atolotray ny sarany sy ny tolotra mifanaraka amin’izany 💎.

Ato amin’ny Vohi-Tsoa, ireto no sitrahinao:
�✅ Toerana miavaka sy tsara fandraisana �✅ Tolotra feno mifanaraka amin’ny filànao�✅ Fikarakaranay manokana mba hahatonga ny lanonanao tsy hay hadinoina

📅 Mihafeno haingana ny daty! Fandriho dieny izao ny daty lehibe mety ho anao.
�📞 Antsoy izahay raha mila fanazavana fanampiny na te hitsidika ny toerana.

✨ Ao amin’ny Vohi-Tsoa ankalazaina ny fotoana manan-danja mba ho feno hasambarana, toerana izay ataonay vaindohan-draharaha ny antsipiriany rehetra.

—-

🌟 This year, Vohi-Tsoa has become the go-to venue for celebrating your most memorable events ✨!�Weddings, birthdays, christenings, receptions… so many of you have already trusted us ❤️ and we want to say THANK YOU 🙏.

🎉 Great news: for all those who still dream of making their magical day happen with us, we reveal here our rates and included services 💎.

With Vohi-Tsoa, you get:
�✅ A unique and welcoming setting�✅ Complete packages tailored to your needs�✅ Personalized support to make your event truly unforgettable

📅 Dates are filling up fast! Book now to secure your special day.
�📞 Contact us for more details or to schedule a visit.

✨ Celebrate your precious moments at Vohi-Tsoa, where every detail matters.

---

🌟 Cette année, Vohi-Tsoa est devenu le lieu incontournable pour célébrer vos plus beaux événements ✨ !�Mariages, anniversaires, baptêmes, réceptions… vous êtes déjà nombreux à nous avoir fait confiance ❤️ et nous vous disons MERCI 🙏.

🎉 Bonne nouvelle : pour tous ceux qui rêvent encore de vivre leur moment magique chez nous, nous dévoilons ici nos tarifs et les prestations incluses 💎.

Avec Vohi-Tsoa, vous profitez de :
�✅ Un cadre unique et chaleureux�✅ Des prestations complètes adaptées à vos besoins�✅ Un accompagnement sur mesure pour faire de votre événement un souvenir inoubliable

📅 Les dates partent vite ! Réservez dès maintenant pour garantir votre moment d’exception.
�📞 Contactez-nous pour plus d’infos ou pour visiter nos espaces.

✨ Vivez vos instants précieux chez Vohi-Tsoa, là où chaque détail compte.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambohitrimanjaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Fiakarana
Ambohitrimanjaka
105

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 18:00