Amyray Singers

Amyray Singers

Share

C'est un groupe évangélique de chant, dont le siège général est à Amborovy - MAHAJANGA. Contact : 032 40 439 71 - 034 20 439 71 - 033 91 439 71

31/07/2024

☝️ Mbola ho avy ny fotoana (15è anniversaire ohatra _ 2027) hiantsoana anareo maintimolalin'ity groupe ity jiaby hiaraka hanao concert lehibe anankiray aminay.

vavaka izany raha sitrakareo ☝️🙏👍

27/07/2024

Afaka harahinao mivantana eto @ compte Facebook-ny AMYRAY SINGERS (En intégralité)

13/10/2023

Ny groupe AMYRAY Singers dia faly miarahaba anao nahatratra ny anniversaire nao omaly. Andriamanitra anie hamaly soa ny vavaka sy ny fanirianao rehetra mihoatra lavitra noho izay eritreretinao. Matokia, mahereza ! 🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

Photos from Amyray Singers's post 10/08/2023

☝️ Préparation Concert 2024 (août 2024 à Antsiranana),

☝️ Tournage partielle anio.

28/03/2023
22/01/2023

A NOTER ☝️

02/01/2023

Ho avy tsy ho ela...

28/06/2022

KELY SISA ! 'NDAO ANDEHA HODY.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Amborovy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


AMBOROVY
Amborovy
247