19/06/2022
hafatra avy @ maitre, mirary soa ny ray rehetra ihany ❤
Official page FCZG Ambositra
19/06/2022
hafatra avy @ maitre, mirary soa ny ray rehetra ihany ❤
10/06/2022
poster mints les faralahy a, okok
08/05/2022
🤔😍
29/04/2022
fifaliana lehibe ho an'ny club ny nahazo zandry gasy kely vaovao ndray 😊
arabaina les Tsila dia mirary soa
26/04/2022
arabaina ndray i Fano Fanomezana Razaf nahatratra n tsingerintaonany androany,
ny anciens rehetra mahalala azy tsara oe iza lery 🤗
17/04/2022
happy birthday koa i Fitahiana 😊
16/04/2022
arabaina manokana ihany koa i Hasina Rakotosolofo sy Ny Mandresy nahatratra ny tsingerintaonany androany, ho ela velogna les zala de mirary anlisan fOna ny Club
14/04/2022
happy birthday les ra Harifetra Andria 👊
09/04/2022
05/04/2022
taona 2016 sary fahatsiarovana 😊
mbola boay kely daholo isika teto 💓
efa mananontanona indray n retour ny SAMBAINA 😊 tongava mikotrana
23/02/2022
arabaina manokana i Karabo Randrianasolo nahazo zazà 😊
faly ny club fa tonga tokoa ny releve, mirary soa be dia be ral a 😊
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |