07/01/2025
"Raha te hivoatra, dia mila mijaly, ary mandresy ny fijaliana."
Vakio hatramin'ny farany na lavalava aza.
Namako ahโ๏ธ Zandriko ahโ๏ธ
Mety hiteny ianao hoe enjana koa izany. Eny, tena enjana, saingy marina. Ny ankamaroan'ny olona dia tsy tia fijaliana, tsy tia sedra.
Ny marina nefa dia izao, ny dรฉpassement de soi (fihoarana ny tena), ny croissance personnelle (fitomboan'ny tena manokana), dia tsy ho hita ao anaty zone de confort, na oviana oviana. Mila mijaly, mila mandalo sedra, raha te hitombo, sy hioatra ny limite-nao.
Ny fijaliana sy sedra resahako eto, dia ilay fisedrana izay manorina toetra. Ilay efa tena, reraka, kivy iny nefa mbola misafidy ny hanohy.
Amin'ireny fotoana ireny no ahafantarantsika hoe iza marina isika๐
Rehefa mamely anao io, rehefa tonga aminao ilay fisedrana,dia manana safidy roa ianao:
-na avelanao mandratra anao izany na mampatanjaka anao.
๐๐พRaiso ho mpiara-dia tsy manana indrafo ny fijaliana sy ny sedra. Raiso ho toy ny mpampianatra tsy misy indrafo, fa mpampianatra ilaina.
Tsy fahavalo, fa namana, ka tiavo fa aza hitsoahana.
Any amin'ny tafika ohatra, mandritry ny taona maro, dia sedraina foana ny limite ny vatana, sy ny saina. Mihazakazaka, mikotrana, tsy matory, mandrapahatratra ny limite-nao. Ny tanjona dia ny handresana sy hihoarana ireo limite ireo ao antsaina. Raha mahavita an'izay, dia lasa mafy kokoa hatrany ny vatana sy ny saina.
Toizay koa ny amin'ny fiainana.
Te ho mafy kokoa ianao?
Hatreho ny tahotrao.
Te hanana rรฉsilience ?
Mitsangร na isaky ny lavo.
Te hitombo sy hivoatra ?
Ekeo hoe, tafiditra ao anatin'ny lalana ny fijaliana sy ny sedra.
Aza be taraina fa ampiasao ny fijaliana sy ny sedra ho hery manosika anao handroso.
Ampiasao hitondra dรฉtermination ho anao mba ho lasa olona mafy kokoa, ary hitondra anao ho lasa lavitra kokoa.
Eny tsy mora izany. Fa tsy misy olona Nahavita zavatra tao anaty fahamorana izany.
Mandainga izay milaza anao ny ankoatr'izay.
โณ๏ธNy defi homeko anao amin'ity tao