29/07/2025
🧘kung fu wisa mandresy mandrakariva🧘 fans
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kung fu wisa TAFA Ankorondrano, Sport & recreation, Analamahitsy.
Kung Fu Wisa TAFA Ankorondrano dia toerana iray hanovozana fahalalàna sy fahendrena indrindra eo amin'ny tontolo ara-panahy...hitaizana vatana sy itrandrahana fahasalamana
29/07/2025
🧘kung fu wisa mandresy mandrakariva🧘 fans
22/06/2025
ny kotrana androany 22juin 2025
Kung Fu Wisa Tafa.Kwon.Ankorondrano.izay tarihin'i Maitre herilanto,
Miaraka amin'i Si-Hi-Hou
02/01/2025
Ny taona no vaovao fa ny fiainana iray ihany🔥🔥🔥aleo miezaka manatsara
koa mirary ny soa sy ny tsara hatrany🙏🙏🙏
18/12/2024
andao isika havako hanao meditation ho'an'ity nosy malala-tsika ity🙏🙏🙏 ⏰19h00-21h00
miafy mafy sy mijaly anaty fiadanana ny malagasy🔥🔥🔥ndao andoroso foana fa kely sisa de ho vaky ny barage🛣
16/12/2024
mila mandroso mandrakariva ianao io👉👉 aza kivy fa tsy misy ezaka very maina izany,fa miandry ora🙏🙏
08/08/2023
Maingoka
04/03/2022
Taratra Fanahy
🐍