25/02/2026
Non❌Tsy i Krokmou io fa nisy olona iray nanontany ahy hoe afaka mijery scooter hoazy ve?
Bon nanaiky aho, dia noteneniny ny budget teny aminy😅
Dia iny aho fa nanao kajikajy tao andohako hoe inona ny moto azon'ilay budget. Bon occasion foana moa no fijeriko rehefa otr'ireny.
Rehefa azoko andohako amzay ilay scooter ho jerena dia lasa aho nitety magazin💯
Efatra teo ny scooter nojereko, magazin telo samihafa😅 samy nohenoina ny feony, nojerena ny etat moteur, equipements sns... Ny ivelany tsy important fa coup de peinture fotsiny dia vita🤣
Ito ray moa zany no tonga dia nanintona ahy fa kosa ny etat any tena mbola nanahirana fa rehefa niresaka tao amin'ilay magasin dia nety zareo hanolona pièce maromaro dia natao mise au point tsara.
Noentiko amin'izay izy fa ho alain'ny tompony any amiko fa tena afa-po aho tamin'ny fitondrana azy aho💯✨
Tena tsara le entana♥️
Naseho ny tompony amin'izay dia tena afa-po izy e😁
Tsikitsiky no nitsenain'ny tompoy azy 😁
25/02/2026
Petit shooting du jour✨
Et malheureusement, j'ai cassé la plaque Krokmou😔Mais pas grave😉 Elle était en PVC donc ç'était à prévoir🙃
Mais un autre projet est en cours💯
Sur ceux Bonne journée
03/02/2026
Signé DagoVans 💯
Mitohy ny aventure😉
19/01/2026
Andro voalohany nihaonanay mitsam😍
Handeha hijery moto mihitsy no anton-diako tamin'izay
Nojerena daholo izay moto nitovy taminy fa tsy naharesy lahatra ahy😜Novelomina misy sarotra velomina, misy sasany nisy feo hafahafa fa ledala teo, niandry ho alaina fotsiny angamba😁
Nitodika aho dia nahita azy, dia hoy aho mantsy an'ilay tao amin'ny magazin hoe tairo ito velomina hoe😁 Nosokirina ny tao anaty echappement, novelomina amin'izay ... vao nahare ny feony aho dia babo, nifampijery tampoka mintsy aza zah sy ilay mécanicien niaraka tamiko hoe oay zany atsarana feo🤣
nandeha ny resaka, ady varotra sy ny sisa dia raikitra ny vente😁
Azoko ledala🥰
Nalefa tao ambadiky magazin amin'izay ary fa hisy zavatra ahitsy kely aminy, nosoloina ny seza, nosoloina ilay echap fa nisy gôka (zah sy ny meca mihitsy no niteny hoe aleo zay)
mandrapa aloha le meca-ko niandry teo zah niandry ny asa dia zah nandeha nanao ny taratasy rehetra... niverina avy any zah dia tsy aritro fa tonga dia nopiako sary
dia io ilay sary tamin'izany
tamin'izahay mitsam vao niaraka🤣
mbola tsy nisy retro, tsy nisy batterie fa tonga dia direction teny amin'ny garage namita vidange sy ny sisa