YR"iah N'ah Alt Chan

YR"iah N'ah Alt Chan

Share

โœจ๐Ÿ’ฅ I love you so much ๐Ÿ’–๐ŸŒŸ๐Ÿ’ซ๐Ÿ”ฅ

30/04/2024

๐Ÿ˜ireo tsikiny๐Ÿ˜
๐Ÿ™ƒEkeko we tsara ilay bikany๐Ÿ™ƒ
Manakona ireny ditraditrany
Tsy aiko aloha izay efa vitany
Fa ny fitiavako anazy asiako dikany

๐Ÿ˜izato fitsikiny toa mahasarika๐Ÿ˜
Mambabo sady mah te hiaraka
Ny famindrany koa mahararaka
Tsiky mampahazo aina rah valaka

๐Ÿ˜๐Ÿ˜Inoako fa toa an'io tsiky io๐Ÿ™„๐Ÿ™„
Ilay fony koa mbola madio
Ny fijeriny malefaka ary iafio
Ilay fitsiky mampahery kou tafio

๐Ÿ’–R.A.C๐Ÿ’–

13/03/2024

๐Ÿ˜”Dia lasa๐Ÿ˜ฅ
Dia lasa hono izy
Tsy nampandre akory
Mety leo fitia mangidy
Leo koa fa ory

๐Ÿ˜žDia lasa tsy niteny๐Ÿ˜”๐Ÿ˜“
Naleony mba nandao
Nanadino ny vita ireny
Tsy hiverina am fanao

๐Ÿ˜ญDia lasa hono izy๐Ÿ˜ญ
Tsy hay fa toa nirifatra
Nandositra niridiridy
Tandremo sao solafaka๐Ÿ˜–๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ

โค๐Ÿ’›R.A.C๐Ÿ’š๐Ÿ’œ

18/02/2024

๐Ÿ’ž TADIDINAO VE ?๐Ÿ’–
Tadidinao ve ilay tamin'izany
Izaho sy ianao bรฉ hanihany
Avy namonjy fivoriana io
Ka nitsingerina izy an'io

Ireo sangin-tsika teny an-dalana
Moa ve tsy niafara aman-kalana
Tsika roa samy saron-kenatra
Ilay fitia Tia lasa nanan'elatra

Tamin'izany ilay andro niarahantsika voaloh
Anio dia sendra tsaroako avokoa
Ka dia lasa ihany ato ny saiko
Satria mbola ianao no hirahiraiko

Malalako ianao tamin'izany
Indrisy ! Tsimaints fafaina n'a Dia mamy
Tiako eny hatramin'izao
Kanefa tena tiako koa ilay solonao๐Ÿ’๐Ÿ’–๐Ÿ’ž
R.A.C

Photos from YR"iah N'ah Alt Chan's post 31/01/2024

๐Ÿ’— Vao nahitanao ๐Ÿ’—
Andray izato fidoboky ny foko
Manam-pitia toa maroloko
Injay izy izany mitempotempo
Ny tsy fahitana anao mampisento๐Ÿ˜”

Ny fahitana anao no mampitapy
Te ho eo anilanao no mba satry
Hany ka na ny masonao mojery
Dia feno fitia tena mankahery๐Ÿ’–๐Ÿ’ฏ

Raha izany vinavinako aminao
Dia ny hitoetra ela ao am-poko ao
Faniriana no tena tsy tantiny
Satria ny fahitana anao no antony

๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜ณ๐Ÿ˜™๐Ÿ˜€๐Ÿ˜ŠR'A'C

31/01/2024

๐Ÿ’–๐Ÿ’š Lasa ianao tsy nampandre๐Ÿ’œโค
Dia lasa enw ts nampandre
Tsy niteny mintsy hoe handeh
Fa roso ihany ilay dianao
Ka tsy hitako izay natao๐Ÿ˜ฅ๐Ÿ˜ฅ

Andeh ianao sanatria rah sakanana
Mandeana fa efa nahita namana
Fa fotsiny aza manadino velively
Tsarovy ireny sangi2 tsika ireny๐Ÿ˜“๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข

Tsy homena tsiny ianao raha hisitaka
Fa ny sitraponao tsy ho vitako
Ka soavatsara ainganie ho lafatra
Yzay kasainao mbola tsy fantatra ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜

R.A.C๐Ÿ‘Œ

31/12/2023

๐Ÿ’๐Ÿ’ NDEH HIFAMELA๐ŸŒป๐ŸŒป
Tonga ity ilay ora farany
Tonga fa misy hifaharany
Mety tapitra vety2 teo
Nisy ny karazan-toreo๐Ÿ˜ฅ

Ity ora farany eto ityโŒš
No hifanehoana ny fitia๐Ÿ’–
Hifamelana ireo lolom-po
Nampifandramatra tokoa

Koa eto ary tsy ho ela
Ndao hifankatia ,hifamela
Hifanadino ny ratsy rehetra
Fa ny soa no mba hitoetra

Mifankatiava ihany isika
๐Ÿ’ž๐Ÿ’ž๐Ÿ’–๐Ÿ’–

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Andavaboay?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antsirabe
Andavaboay