22/08/2026
Sao mba mpanaraka ny page ato ilay ramatoa 2 efa lelibe nividy Anandrano sy sy kifafa fa adino eto amin'ny stand nay eto amin'ny Rodorodon'ny tantsaha eto amin'ny MAKI ANDOHATAPENAKA ilay Tantely novidinareo.
Ohabolana 16:3
''Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao''
Antananarivo
Andoharanofotsy
Be the first to know and let us send you an email when Tänorâ Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.