GYM CLUB

GYM CLUB

Share

Équipe professionnel pour vous servir , suivis et vous accompagné...

Tous ce qui est dans le Fitness (remise en forme,santé...)avec un accompagnement personnalisé,programme individuels,suivi ,conseil d'entrainement avec des coach professionnel

Photos from Coach Odar's post 15/10/2024

Mba manetana antsika NAMANA Sy havana 🙏
Fanohananao ahy Dia efa hery lebe ho ahy 🙏

15/10/2024
Photos from GYM CLUB's post 26/09/2024

Miditra garage hoa rehefa tsy mandeh izay izy🤮😭😢✊🙏👊🤲

Antony:
Valaka be tampok (blème micose)
Anémique (transfusion sanguine ndray)
Lasa ndray analyse be
Echo
Radio

Ireto laharako , chambre num3
034 82 132 25
032 81 240 98
amin'anaran'i Henintsoa Radoniaina

Mbola miady farany Davida Kely🙏
💪👊🤲 Mba ampio reh🤲✊💪
Miditra garage hoa rehefa tsy mandeh izay izy🤮😭😢✊🙏👊🤲

Zaraiko fa omaly 22 septembre 2024 no saika tapitra ny haiko,fa nietsika crise Sy sepotra mafy ka😭🤢ary efa tsy natsiaro tena 🤧 fa nivavaka mafy Sy nifikakitra ny anarana Zanako Sy Mbola Tia ho velona miaraka zanako,olo'tiako, famille sy ianareo namako aho 🙏🤲😭

Anakotr'izay 👋 tazako manaiky efa Andro vitsyvitsy ny fitsingerenan-andro naterahako 😢 ka Mbola miady aho💪👊🥊Hany nofiko sy angatahako Andriamanitra oh MBA ho sitran🙏Matoky ahy na mafy Dia mafy ady💪

Irero lalako hatreto ry namana,havana tsy mahafoy 👋Hizara nareo fa Mbola tsy sitrana mbola fa miady aho✊😭

Test kivy nefa COACH Odar na (Radoniaina Henintsoa)
EF NIADY ,MBOLA MIADY ARY MBOLA HIADY ISIKA 🥊🥋💪🙏 fa MBA TOLORY TANANA REH 🤲 S.O.S 🙏

Taorina traitement 1 toana mahery nataoko Dia efa niatsara fa tsy mbola sitrana afaka daholo symptômes sy Vatan nijaly ireny nozaraiko teto amin'nareo teto Facebook ireny

Hatairaina nefa fa niverina daholo signe sy jaly2 ka tao amin'ny hita f lasa métastases ary niamafy haretina ka nanapak-hevitra hiditra traitement vaovao sy mafy2 (3 izay nampiny 1mois indray dokotera)
Amin'izao anatiny dingana faha 4 ny io fitsaboana 💉💊isika Zao taorina valiny control mois d'avril😭🤢 vokatr'ireo sy effet fanafody Dia ankehitriny:
Anémique bé aho zao
Sepotra
Mafy2 ihany 45kg ndray😥
Tsy afaka mitsagan sy mandeha
Voly bé tongotr sy tanana
Ary fanina bé fon

No izany rehetr zany niditra hôpital ndray anao transfusion sanguine aloa,Dia hita eo sy miankina Zay any Dray Scanner, analyse, échographie,ECG, radiographie 😱🤕

Mafy Dia mafy eo amin'ny lafiny ara-bola ary efa tena very hevitra sy lany bé tamin'ilay 1/2ans(namidy daholo izay azo namidy😭).

Ka mangataka ankehitriny 🤲hamoram-po narao indray Zay votsirambiny tananareo fa herika2 matondra-drano(isaorana bé Dia bé ireo efa nanampy ary Mbola ankasitraha hoan'izay vao anome)Ny vavaka sy firarintsoa moa Dia raisiko an-tanandroa ary Ilay Andriamanitra bé Fitiavana ,bé Indra fo♥️,bé Fahasoavana ary bé Voninahitra amaly fitia nareo.


Mba apio partage svp🙏
🙏💪👊 AO FA KELY SISA 💪🙏👊

Photos from Coach Odar's post 26/09/2024
Photos from GYM CLUB's post 17/05/2024

Que la terre te soit légère mon frère Ranto Steeve 😢💪🏋️⛹️🏀
TEAM rehetra Dia tsy manadino lah

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Andoharanofotsy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Andoharanofotsy
102