Supporter pétanque Malagasy

Supporter pétanque Malagasy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Supporter pétanque Malagasy, Sports, Ankadimbahoaka.

Photos from Supporter pétanque Malagasy's post 29/01/2022

Ao letss
Amponay mandrakizay💕❤
The great ultimate tribute to Zoky Razal

23/12/2021
Photos from Association Sportive  POUR TOUS's post 23/12/2021

😭

09/11/2021

Ndao hilalao sy hanotrona ny VESPA
Ao letss👊

04/10/2021

Izahay ASPT dia manome voninahitra an'Atra t@ nahavitana soa aman-tsara ny Festival de petanque MITABE 3ème édition.
Mankasitraka ihany koa ny partenaire officiel ny Orange Madagascar.
Ireo partenaires marobe nanohana.
Misaotra ny mpampiantrano dia ny Boulodrome Ambodihady.
Misaotra ireo arbitres ihany koa.
Misaotra anareo mpijery sy mpanotrona ihany koa.
Misaotra anareo mpilalao nandray anjara izay naneho lalao tena nahafinaritra.
Mankasitraka antsika rehetra nanome voninahitra iny festival de pétanque MITABE andiany faha3 iny
@ manaraka indray e
👍👊

27/07/2021

Nohon'ny antony ara-teknika dia afindra eny @ BOULODROME AMBODIHADY ny TOURNOI ORANGE KANETYBE 3èle Edition
Tsy miova kosa ny daty
Ao letss🤜🤜🤜

19/07/2021

Efa mandeha ny fisoratana anarana fa aza tara !!!
Ao letsss👊👊👊

15/07/2021

3ème Edition ndray e!!!
32 équipes U17 - 32 équipes U15
Ao anaty affiche ny fanaovana inscription
Ao letss 👊

12/07/2021

Ty ndray ny masaka e!
Alefa eto ihany ny andinindininy👊

19/12/2020

Jour J
Grande finale
Ao letsy👊👊👊

Photos from Supporter pétanque Malagasy's post 11/12/2020

Mankafiiiiii
Ao letsy 🤜🤜🤜

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ankadimbahoaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ankadimbahoaka