23/05/2026
📣✨ Miarahaba indray ooh✨📣
Tonga indray ilay fotoana ialana sasatra kely miaraka am namana sy ny fianakaviana🥰
Afaka miala voly kely ato Hervima's Valley ianareo mandritra ny Pentecôte sy Lundi de Pentecôte ☺️
Toerana:9km miala an’Ankazobe,route vers Majunga
Ny fidirana tsy mbola niova☺️
Lehibe:1000ar
Ankizy:500ar
Tongava mitsidika anay ary fa vonona hatrany hanome fahafaham-po anareo eh🤍
28/04/2026
Salama daholo eeeh👋👋
Misokatra isika ny zoma 1er mai hoavy zao izay hitsangatsangana☺️
28/03/2026
✨ LUNDI DE PÂQUES CHEZ HERVIMA’S VALLEY ✨
Te hiala sasatra sy hiala voly? 😍
Tongava eny Hervima's Valley ary ee🥰
Toerana: ANDAKANA, 9Km miala eo Ankazobe route vers Majunga 😊
Misy :
🏊♂️ Piscine
🎤 Karaoké
🍟 Tsakitsaky isan-karazany 🍡🍢🍜
🌿 Toerana malalaka be,misy kilalao afaka ilalaovany ankizy ihany ko😊
Vidim-pidirana :
👨🦱 Lehibe : 1000 Ar
👶 Ankizy : 500 Ar
🥤 Mandoa droit raha mitondra boisson 🥤
🔴Ny transport alefanay eto pejy eto ny toerana andraisana azy fa araho tsy tapaka ny pejy 😊
Afaka miantso ny laharana: 038 87 429 89
💛 Tongava miaraka amin’ny namana sy fianakaviana ary eee😁
📍 HERVIMA’S VALLEY
👉 Lundi de Pâques ny fotoana!
Aza tara fa ho mafana ny ambiance 🔥😎
Mankasitraka be sahady de mirary soa antsika rehetra❤️
25/03/2026
Miarahaba indray ooh👋
Tongava amzay ary manao Piscine fa efa miverina misokatra manomboka am Asabotsy izao izahay🥰
Week-end ndray ary ny fotoana😁mankasitraka tompoko oh🙏
02/11/2025
Salama aby ooh😁
Eto izahay dia maneho fisaorana anareo tonga rehetra ny aliny Zoma 31 Oct lasa teo🥰mankasitraka be dia be anareo🙏☺️
Mirary Soa hoantsika rehetra indray ary dia araho tsy tapaka ny pejy ooh☺️
31/10/2025
salama daholo ooh,🥰
Manomboka am 6ora no efa mameno lay vague 1 😁Eo amin’ny PHARMACIE AMPITANY SHOP TELMA eo
Afaka miantso ny numero io nareo😁
27/10/2025
zao ary ny fotonantsika eny Hervima's Valley 😁🎃👻TONGAVA MARO FA MAFANA NY AMNIO😁😉
Ny TRANSPORT efa OK oanareo misalasala 😁misy manatitra makeny sy manatitra miverina rehefa ody fa oalefa eto am pejy iany ny numero
Mankasitra sahady ooh🥰
Akory aby ooh 🙋♂️
Indro ary ny fandaharam-potoanan-tsika ny Zoma 31 Oktobra 2025 👻🎃 eny Hervima's Valley 🥰
Tongava maro fa ataontsika mafana dia mafana ny lanonana😉
Ny mikasika ny fiara fitaterana mankeny lazainay eto iany fa aza matahotra😁
Mankasitraka sahady tompoko ooh🙏
11/10/2025
Salama aby ooh🥰
Efa misokatra ny eny Hervima's Valley ny rahampitso Alahady oanareo zay hitsangatsangana kely😁
10/10/2025
Akory aby ooh 🙋♂️
Indro ary ny fandaharam-potoanan-tsika ny Zoma 31 Oktobra 2025 👻🎃 eny Hervima's Valley 🥰
Tongava maro fa ataontsika mafana dia mafana ny lanonana😉
Ny mikasika ny fiara fitaterana mankeny lazainay eto iany fa aza matahotra😁
Mankasitraka sahady tompoko ooh🙏