10/07/2023
Ireto zaza kely U 13 sy U15 sy U 17 miakatra manomana match @ volana ho avy io courage zandry vitatsika io !
U.S.A.J Union Sportif D'Academie Junior
10/07/2023
Ireto zaza kely U 13 sy U15 sy U 17 miakatra manomana match @ volana ho avy io courage zandry vitatsika io !
10/07/2023
@ ty fotoana fialana sasatra mpianatra dia mitaiza tanora @ sport izay club USAJ Alakamisy Anosiala tongava maro !!
18/06/2023
Bonne fête Papa chéri
Salut daholo atsik mpanaraka sy pakafy ity club USAJ efa tonga ny fotoana anaranao ity lalao football ato manomboka &27/05/23 izao tongava maro tompoko !
Misokatra ho anareo Tanora tsy akanavaka ny école de foot USAJ eto Alakamisy Anosiala tongava maro atsika rehetra..
16/04/2023
HO atsika Tanora rehetra tsy akanavaka misokatra antsika ny École de foot USAJ Alakamisy Ambodratsimo aza varina fa tombotsoa ho anao no anaovany ity fanatandran_tena tongavava maro misotra tompoko!