Ligue de Football SAVA

Ligue de Football SAVA

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ligue de Football SAVA, Sports League, .

Photos from Ligue de Football SAVA's post 25/06/2026

🎰 TOMBOLA & MINI-TOMBOLA 🎟

Añisan'ny nampiavaka ny fikarakaràña natön'ny Ligue de Football SAVA ny fisian'ny fampandraisaña anjara atsika mpizaha ndreky mpakatia bôliñy ⚽️ amin'ny alalan'ny tsapatsapa vintaña 🎲 isaka misy matsy 🏟.

Marobe atsika nandray anjara 🙋‍♂️🙋‍♀️, maro ka ny nahazo ny anjaranazy 🎁🐂.

Isöraña ny mpañamia ireñy loka ireñy 🤝, misy ndreky ny nividiña 🛒.

Araka ny vinavina 📈, hitohizantsika fö ireñy karazana söma ireñy 🎮🎁, kay êfa mampiomaña atsika zahay! ✨️🙏✨️

24/06/2026

FAÑATSARÀÑA ⚽️🙏⚽️

Am-pitiavaña ny añintañanay atsika na izay manaña na jiaby mbö hiseho amin'ny kômantêra ambany ao, ahavitan'ny Ligintsika mañaraka atsika. Afaka ataon'ny mpañaraka zare ka mampiditry añaran'ny équipes na clubs aby zêñy eto.

Ampirisihiñy ka atsika hañaraka ny pazy Ligue de Football SAVA fa ato no añisan'ny hañarahantsika ny vaovaontsika amin'ny lafiny F⚽️⚽️TBALL.

Misaotra atsika jiaby!

!!!

23/06/2026



Añisan'ny tariky manaña ny maha-izy azy ato amin'ny Faritra Sava Ôfisialy.

Izikoa nizaha anao, nahita raha nataonjare.

Isöraña manökaña zare sady êfa mieritreritry raha mety ho vitanjare amin'ny Ligue de Football SAVA ka atsika.
https://www.facebook.com/share/p/198bHdwhUi/

22/06/2026

Dingana mañaraka:
Ligue de Football SAVA.

Aza miala lavitry, araho tsy tapaka ny pazintsika.

22/06/2026

TROPHÉE YENOH DECOR
MEILLEUR GARDIEN DE BUT


I AVOTRA MANATASOA Nantenaina , têraka 21 Mars 2006 tañy (Faritry ) no voahôsotro ho göly têña nafy tamin'ny TROPIQUE D2RSAVA 2026 teo iñy. Avy amin'ny kilêbo izy.

Mazava ho azy fa tsara ny toêraña misy azy amin'ny hetsiky (24 Ôktobra 2026), hañamêzaña loka ny sangany maromaro amin'ny rêsaka bôliñy ato amin'ny Faritry SAVA.

Alöhan'izêñy, mböla harahintsika izy amin'ny 8e de finale ary ho hitantsika ka amin'ny de la Ligue de Football SAVA izay hiaiñantsika afaka herinandro vitsivitsy!

⚽️ 🙏

Photos from Ligue de Football SAVA's post 21/06/2026

BONNE FÊTE DES PÈRES !

Ireto Ôlobe ireto itondrasan'ny Ligue de Football SAVA fiarahabaña manökaña noho ny maha-ôlobe mpitariky zareo:

- BELALAHY Aurélien (Lailain Jaonatana), Président de la Ligue Régionale de Football SAVA,
- BEHEVITRA Jean Didieu (Dédé La Vanille), Président d'honneur de la Ligue Régionale de Football SAVA,
- RAJAONARIVELO Hery (Hery Tropique), partenaire officiel de la Ligue Régionale de Football SAVA.

Arahabaiñy koa ny jiaby mandrafitry ny ekipin'ny Ligy, ny Baba jiaby añatin'ny tontolon'ny !

20/06/2026


HUITIÈME DE FINALE
DIMANCHE 5 JUILLET 2026

Araka ny êfa hitantsika amin'ny pazy Fédération Malagasy de Football, tantêraka ny antsapaka mahakasiky ny söma ampahavalon-dalaña Yas .

Izikoa tsisy raha miöva, amin'ny atsika fanôjy, hañotroño ny , solontêñan'ny Faritra Sava Ôfisialy ndreky Ligue de Football SAVA, hanafiky ny , kilêbon'ny .

Mahatoky atsika fa hietsiky ny FITEFA, ASNA - Association des Sympathisants et des Natifs d’Antalaha, sns... ⚽️🎊🏆

Photos from Ligue de Football SAVA's post 19/06/2026

TROPHÉE YENOH DECOR MEILLEUR BUTEUR


Izy no MANONGALAZA Charly, hain'ny maro amin'ny hoe , têraka 01 Nôvambra 2007. Mpanafiky sangany ao amin'ny ary 13 ny bôliñy jiaby natiny nandritry ny fifaninanaña TROPIQUE D2RSAVA tamin'ny töño ty.

Mböla harahintsika izy amin'ny ary ho hitantsika ka amin'ny de la Ligue de Football SAVA izay hiaiñantsika afaka herinandro vitsivitsy!

Ambônin'izêñy, tsy hisalasalàña ny hahareñy azy ho añisan'ny mpifaninaña amin'ny hetsiky izay hañamêzantsika mari-pankasitrahaña ny mpikatroko têña mendriky amin'ny rêsaka bôliñy ⚽️ foty ity. 🙏

18/06/2026



TROPHÉE YENOH DECOR

, N°10 FC Tsarasoa Sambava.

Têraka 20 Novambra 2001 tao Antalaha izy.

Hainö?

Nanomboko töño 2013 izy nipêtraka a Sambava: "gardien de but" no natöny sady nahaizanôlo azy tamin'ny voalohany.
Fao nandêha ny fotoaña, niakatra izy ary niavaka (poste 10 na 9 et demi).

" " no mböla ahaizan'ny maro azy ka.

Êfa maro ny ôlo miaiky fahaizañanazy. Êfa naro "clubs" nisy azy, fa amin'ny Tsarasoa Sambava izy zao. Ary izy no añisan'ny nampiakatra ambôny ny hatsaran'ny sömanjareo tamin'ity Championnat régional TROPIQUE D2RSAVA 2026 ity.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility?

Website