26/05/2024
Sport Fitness Madagascar
Coach Sportif Diplômé ✅
Professeur d'EPS Diplômé de l'Ecole Normale Supérieure ✅
☎️034 32 216 63
26/05/2024
26/05/2024
🌸 Faly miarahaba ny Reny rehetra nahatratra ny fetin'ny Reny 2024 🌸
" ...Tsy Neny be vola iny,tsy Neny misy manampy.
Fa ny azy ny hitany androany ihany dia ataony mahampy.
Neny nampanantenain'ny hafa iny fa mbola tsy nijanona ny tanany.
Neny mafy be iny,mahavita tsara ny fianaran'ny zanany... "
Dia mankahery anareo izay very anaka. Reny nandritry ny fotoana Kely. Mafy noho ny mafy ny mahazo anareo ka tsaroana manokana eto
Mirary fety sambatra sy mahafinaritra ho an'ny Reny rehetra🥰
28/02/2024
‼️ Arrivage 𝗠𝗮𝘀𝘀 𝗚𝗮𝗶𝗻𝗲𝗿, 𝗪𝗵𝗲𝘆 𝗲𝘁 𝗖𝗿𝗲𝗮𝘁𝗶𝗻𝗲 ho anao manao Prise De Masse ( PDM )‼️
⚠️ Détails sur chaque photo
📍Mass Gainer Zero Eric Favre 7Kg 🇨🇵 425.000 Ariary ✅
( Mandefa 1kg en Vrac 75.000 Ariary )
📍Whey Iso Zero Eric Favre 1,5Kg 🇨🇵 390.000 Ariary ✅
📍 Créatine Pro Zero 300g Eric Favre 🇨🇵 150.000 Ariary ✅
📍 Mass Gainer 2Kg Legion Nutrition 🇩🇪 170.000 Ariary ✅
☎️ 𝟎𝟑𝟒 𝟑𝟐 𝟐𝟏𝟔 𝟔𝟑
𝐒𝐚𝐦𝐩𝐡𝐢𝐞 𝐆𝐫𝐨𝐮𝐩, 𝐫𝐞𝐯𝐞𝐧𝐝𝐞𝐮𝐫 𝐚𝐠𝐫𝐞́𝐞́ 𝐝𝐞𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐝𝐮𝐢𝐭𝐬 𝐄𝐫𝐢𝐜 𝐅𝐚𝐯𝐫𝐞 𝐚̀ 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 ✅
26/01/2024
𝙃𝙖𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙫𝙖𝙩𝙖𝙣𝙖 ❓𝙋𝙚𝙧𝙩𝙚 𝙙𝙚 𝙥𝙤𝙞𝙙𝙨 ❓ 𝙈𝙖𝙣𝙖𝙡𝙖 𝙩𝙖𝙫𝙮 ❓ 𝙠𝙞𝙗𝙤 ❓ 𝙛𝙚 ❓𝙩𝙖𝙠𝙤𝙡𝙖𝙠𝙖 ❓ ....
Solution 👉 Déficit calorique ✅
➡️Inona no atao hoe Déficit calorique ?
🔸Raha adika tsotsotra dia hoe ny Calorie miditra ( Apport Calorique ) dia tokony kely noho ny Calorie lanian'ny vatanao ( Dépense énergétique ) ao anatin'ny andro 1.
➡️Maninona no mihena rehefa manao Déficit calorique ?
🔸Rehefa kely ny apport calorique miditra noho ny calorie dépensé, dia any amin'ny ny réserve d'énergie ( réserve de graisse ) ny vatana no mameno ny énergie fanampiny amin'ny filany vatana dia io no mitarika ny perte de poids.
➡️Noho izany , raha anao déficit calorique dia ilainao ny fahafantarana ny :
🔸Dépense énergétique any vatanao anatin'ny andro iray ( Taux métabolique de base ) , atao calcul izy io [ Age , poids (kg) , taille ( cm ) , Niveau d'activité physique izany hoe ( impiry ianao manao activité physique anatin'ny herinandro 1 , efa misy coefficient manokana io) ] mba tsy ampa sahirana anao dia efa misy site maromaro manao ilay calcul : tapeo fotsiny amin'ny google hoe calcul taux métabolique de base dia misy maro be dia be miseo eo mba tsy ampa lany andro anao amin'ny calcul na erreur de calcul . Moa raha liana anao calcul ianao dia omeko anao formule en Mp fa lava loatra ito paragraphe ito raha soratako eto .
🔸Mila manao suivis ny apport calorique journalier anao ianao , izany hoe mila fantatrao calorie miditra ny vatanao isan'andro ( Maro ny application na site afaka manampy anao amin'ny izany exemple : App Macros na Secret du poids )
🔸Momba ny sakafo hoaninao , mba ampamora ilay fahatratrarana ilay déficit calorique dia tokony ho toy izao ny proportions des macronutriments par rapport any ilay objectif: source de protéine 50% , Glucide 35% , Lipide 15%.
🔹Momba ny Activité Physique et Sportive
Mampitombo ny dépense énergétique ataon'ny vatana ny APS , plus manao Aps plus tratra ilay déficit calorique noho ny calorie dépensé azo avy aminy.
➡️Inona APS tsara atao:
Ny tsara indrindra dia ny manao Musculation 🏋️ + Cardio 🏃
➡️ Rehefa manao musculation dia ampiasainy vatana ny réserve de glycogène aloha dia aveo rehefa anomboka cardio amizay ianao dia mora ho an'ny vatana ny mampiasa ny Tavy na Graisse ho source d'énergie ( izay ilay hoe mandoro tavy e )
⚠️ Betsaka foana ireo manontany hoe kibo fotsiny ny ahy no tiako alana , dia valiny dia hoe tsy misy hoe kibo fotsiny izany fa miara miala daholo ny graisse rehetra amin'ny vatana ( ny vatana tsy mandoro graisse hoe itsy no tiako dia iny ihany no miala fa miara miala daholo )
Ny sakafo tokony fadiana ( ahena terme mety kokoa ) raha anao perte de poids: Sucre, produits de boulangerie , viennoiserie, fast food , snacks sucrés salés ireny etc... ( Misy Brûleur graisse koa ato amiko izay manampy anao mandoro tavy )
⚠️ Ho an'ireo tsy mety mitombo kosa fa kely na manao Prise de Masse dia misy ato amiko ny Mass Gainer ( Produits de marque Européenne manaraka norme internationale) izay complément alimentaire natao hampageza anareo tsy mety mahazo lanja . Produits authentiques daholo izany hoe nandalo test laboratoire ka tsy misy effets secondaires satria produits testés et analysés 🆗 Misy Bcaa koa en promotion 😀
Inoako fa hanampy anao tsara ireo voalaza rehetra eo ambony ireo 😊
Momba ny Coaching à domicile ou en salle na sur terrain ihany koa dia afaka mandefa Mp ahy ianareo izay liana amin'izany 📩
Ho anao tia randonnée à la montagne kanefa tsy misy mitondra , tsy mahafantatra toerana dia afaka mandefa MP ( Individuel ou en groupe ) 📩
Mirary tontolo andro mahafinaritra anareo rehetra dia manome fotoana anareo amin'ny fizarana manaraka indray 🙏🏼
𝗣𝗮𝗿𝘁𝗮𝗴𝗲𝗼 mba ho hitany namanao izay sahirana manena vatana any ambadika any e😀 Aza adino mi s'abonner amin'ny Page raha te hanaraka zava baovao hatrany ianao 😉
Samba Hercule
Professeur Spécialisé en APSA ( Activités Physiques Sportives et Artistiques ) de l'ENS Ampefiloha ( UA )
Coach Sportif
Préparateur physique
☎️ 034 32 216 63
20/01/2024
❗ Nena ny Vody ihany tiako ho Ngeza hoy ry zareo izay 🧏🏼♀️
09/01/2024
𝗠𝗮𝘀𝘁𝗲𝗿 𝗜𝗜 done ✅
Mention très bien et avec Félicitations des Jurys
Merci à tous ceux qui m'ont soutenu 🙏
Formation des Ressources Humaines de l'Education en 𝘼𝙘𝙩𝙞𝙫𝙞𝙩𝙚́𝙨 𝙋𝙝𝙮𝙨𝙞𝙦𝙪𝙚𝙨 𝙎𝙥𝙤𝙧𝙩𝙞𝙫𝙚𝙨 𝙚𝙩 𝘼𝙧𝙩𝙞𝙨𝙩𝙞𝙦𝙪𝙚𝙨 🎓🧑🎓
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101