TOP II A FC

TOP II A FC

Share

"Izay mahasoa ataon' Andriamanitra".

Photos from TOP II A FC's post 24/05/2021

1ère Place ny U15🐑🏆🥇
Mody an-tanana indray ny Ondry🐑⚽🏃🏾
Misaotra lesy zalah fa nahavita be ary nanandratratra ny voninahitrin' ny tanana indray.🙏🏽


"Izay mahasoa ataon'Andriamanitra."

Photos from TOP II A FC's post 23/05/2021

J-1
Fihomanana alohan' ny Finale U15 ary Quart de finale U20.🏆🥇🙏🏽
Alefa zalahy a. Vitan-tsika io matoa nataon-tsika.✊🏾


"Izay mahasoa ataon'Andriamanitra."

Photos from TOP II A FC's post 27/04/2021

Préparation avant les phases final🥵🦵⚽️

Photos from TOP II A FC's post 26/04/2021

-Fanazaratena Alatsinainy 26 Avril ⚽🥅
Tsy maintsy manomana sy miezaka mba ahatratrarana ny tanjona🏆✊🏾

21/03/2021

Mankasitraka antsika ry lerony t@ vokatra,
De toizana tsy tapaka atrany ny kotrana e
Mazotoa jiaby e. 👊🤙⚽

Photos from TOP II A FC's post 18/03/2021

Jour d 'entrainement 💪🔥⚽️
🔥

Photos from TOP II A FC's post 18/03/2021


Alefa zandry isany👊⚽❤

Photos from TOP II A FC's post 10/02/2021

Union fait la force.🤝🏾⚽
The champions 🏆❤

🔥

Photos from TOP II A FC's post 07/02/2021

2éme place pas mal.👏🏽🥈🏆
Arabaina ry zalah tamin' ny ezaka rehetra. Tsara fa tohizo ny ezaka⚽❤💪🏼

"Izay mahasoa ataon'Andriamanitra".
. Ezaho fantarina❤🔥

Photos from TOP II A FC's post 07/02/2021

Jour de match à Andohalo.⚽❤

"Izay mahasoa ataon'Andriamanitra".
Mirary fandresena ho antsika ⚽❤✊🏾

Photos from TOP II A FC's post 28/01/2021

Training ⚽🏃🏾

Photos from TOP II A FC's post 15/01/2021

-Janvier 2021
->Champions Amboditsiry🐑
->Champions Andohalo 🏆🏅
Tsara fiandohana ho antsika ity taona ity. Irarina mba hitohy hatrany ny ezaka izay efa nataotsika rehetra.⚽🏃🏾

TOP II A Fc⚽❤

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Amboditsiry
Antananarivo