29/05/2022
Neny ilay tsy mba mandatsa anah rehefa zah tsy maha-faty baolina iny🥺
Neny ilay tsy manam-paharoa fa manome Toky anah foana rehefa resy zahay⚽😆
Miaraha anareo Reny rehetra zah❤️🙏
Zahay tsy manavaka fa havako hanay aby nareo,indrindra nareo miondana baolina kitra���
29/05/2022
Neny ilay tsy mba mandatsa anah rehefa zah tsy maha-faty baolina iny🥺
Neny ilay tsy manam-paharoa fa manome Toky anah foana rehefa resy zahay⚽😆
Miaraha anareo Reny rehetra zah❤️🙏
14/05/2022
Ny mba mamparary fo anah🥺😭