Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2026🎊💥
Mirary SOA sy fanambinana, mirary fahasalama sy fitahina🙏
Hoavy tsy ho ela ny
Programme ho fifampiarahabana ny taoana vaovao👌
Toy ny mahazatra dia hisy :
👉 Ny AG sy Elections izay ho Président sy ny membres de bureau hitantana ny association Bim's zai
👉Reboisement
👉Fiarahana mifety sy mifaly
"Afaka miomana sy Mandefa ny Fahavononana Hitantana izany izay rehetra manam paniriana te Hitantana!
fifidianana hatrany no andanitsika ireo izay vonono"
Apetrao izay fanontaniana manitikitika anareo eo ampiandrasana ny fandaminanana rehetra
afaka Mandefa fisoratanana anarana ihany koa izay voninona ao amin'ny hafatra miafina Bim's zai sy Bim's zai serasera
mirary SOA ho antsika
Passion, entraide, famille
'szai
Bims Zai
Bims Zai est un club qui rassemble les passionnés de BMW. Partage et entraide. Une association à b
🌲🌲🌲Joyeux Noël à tous les passionnés de BMW !
Que cette période de fêtes soit remplie de bonheur, de partage et de belles émotions,
avec toujours la même passion pour la mécanique, la performance et l’élégance made in BMW.
Que vos projets roulent droit, que vos moteurs chantent et que la route vous apporte encore plus de plaisir l’année à venir.
🎄🚗 Joyeux Noël et bonnes fêtes à toute la famille Bim's zai!
07/08/2025
Ahoana ny hevitrareo amin'izy ity
Tena taitra sy lafatra e?
Inside the incredibly spacious 2024 #BMW X7 🙌 #BMWPartner #X7 #ASMR
Joyeux Noël à tous
Ny fianakaviambe an'ny bimszai dia miara ory amin'i Ti Ana amin'izao fahalasanan'ny rainy izao. Mankahery ny fianakaviana iray manontolo.
Hisaorana isika rehetra nahavita ny adidy!
Na ny Tonga namangy na ny Tonga nandevina eny isika marobe niara ory nefa tsy afaka isaorana avokoa🙏🙏🙏
Soava dia lesy mandria am-pihadanana tsy ho adino ny zavatra tsara vitanlah tamin'ny fikambanana🙏🙏🙏 misaotra🙏🙏🙏
Mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana manontolo !!!
Ho fanatanterahana ny famangiana sy ho fampaherezana ny fianakaviana
Amin'ny 6ora sy 30 hariva no fotoana eny amin'ny commune ambohibao
Entanina isika izay afaka rehetra ho fanomezam boninahitra azy sy ho fanaovana ny adidy farany ho azy
Soava dia lesy Tendriarizaka Malala Ramorasata
Ny fandahara potoana ho alefa eto ihany rehefa azo
Mankasitraka🙏
Afaka mifampiantso
0342079552
Amin'ny alahelo lehibe no ilazana antsika mpikambana ny fahalasanan'i Tendriarizaka Malala Ramorasata izay anisan'ny nanangana ny fikambanana Bims Zai 😭😭
Misaotra Tendry tamin'ny zavatra rehetra. Mandria am-piadanana.
Ho lazaina eto ihany ny fandaminana amin'ny adidy.
28/08/2023
Namoy namana mpankafy sady encien président bim's zai isika
Mangovitra a vahotra na hanoratra aza😭
Tsy mbola mino ny saiko😭
Teninlah tamiko omaly oe izao za no eto fa am semaine io efa tsy eto intsony😭
Mievitra fa mbola ande itsabo ela hay veloma😭😭😭
Mirary fihononana ho an'ny fianakaviana
Misaotra anla nanome voninahitra farany iny etsika nokarakarainy Bim's zai omaly iny😭😭😭
Misaotra tamin'ny vitanlah tam fikambanana😭😭😭
Mandry ampiadanana lesy Tendriarizaka Malala Ramorasata 😭😭😭
Ho lazaina eto ihany ny programme afahana mifankahery
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101