DNL Football

DNL Football Pejy izarana momba ny baolina kitra🏆, araho ny pejy🇲🇬🇲🇬

Noamafisin'i Simeone fa mijanona ao amin'ny Atletico Madrid i Julian Alvarez❌Rava hatreo ny nofinofin'ny Barcelone haka ...
18/08/2026

Noamafisin'i Simeone fa mijanona ao amin'ny Atletico Madrid i Julian Alvarez❌
Rava hatreo ny nofinofin'ny Barcelone haka azy amin ity taona ity❌❌

Tairo samy mandefa ny sariny miaraka amin'ny maillot any ekipa tiany de alefatsika ato am page izay sary mitovy ekipa(at...
18/08/2026

Tairo samy mandefa ny sariny miaraka amin'ny maillot any ekipa tiany de alefatsika ato am page izay sary mitovy ekipa(atao collage).😅👊
Alefaso eo am coms ny sary🔥

Alefa aryy🔥👀

Mentionneo zay olona tokony anampy anao😂

Ho tapitra ny vakansa ho an ireo mpilalao, iverina indray ny rotoroto amin ny baolina, anomboka amin'ity farany herinand...
18/08/2026

Ho tapitra ny vakansa ho an ireo mpilalao, iverina indray ny rotoroto amin ny baolina, anomboka amin'ity farany herinandro ity ny taompilalaovana 2026-2027🌍❤️🏆

Inona ny championnat tena tian lisany? Sa rehefa baolina de jerena?😂

Iza no transfert tsara indrindra tamin ity mercato ity raha ny hevitrareo?👀🔥Abonneo ny page DNL Football  raha te anarak...
18/08/2026

Iza no transfert tsara indrindra tamin ity mercato ity raha ny hevitrareo?👀🔥

Abonneo ny page DNL Football raha te anaraka vaovao🙏🔥

Nanao aona ny fahasalaman' ny ticket tao zalah?😂 Mba alefaso eto hoe le ticket multiple maintso reny azafady zay manana😂...
30/06/2026

Nanao aona ny fahasalaman' ny ticket tao zalah?😂

Mba alefaso eto hoe le ticket multiple maintso reny azafady zay manana😂
Ny bol marina boribory lesy le🤭 courage ho anzay tapaka e👈🔥

Mbola asina resabe ve ity sa ny sary de efa mahalaza ny zavatra rehetra😂Manaraka fandaminana ve le zoky ray sa tsy hay o...
28/06/2026

Mbola asina resabe ve ity sa ny sary de efa mahalaza ny zavatra rehetra😂
Manaraka fandaminana ve le zoky ray sa tsy hay oe aona? Tsy miteny za hoe iza le zoky ah😂👀

Abonneo oa le page DNL Football 👈🙏

Iza no alain lisany amin ireto afrikanina tafiakatra ireto?I Tonizia irery ihany no tsy tafiakatra amin'ny dingana manar...
28/06/2026

Iza no alain lisany amin ireto afrikanina tafiakatra ireto?

I Tonizia irery ihany no tsy tafiakatra amin'ny dingana manaraka ho an ireo firenena afrikanina🌍
Mbola afahana manaraporofo izao fa manana ny lanjany iany koa isika aty afrikanina eo amin ny sehatra iraisampirenena fa tsy araka ny zava misy atramin'izay🔥

9/10 no tafiakatra🔥

Abonneo oa le page DNL Football 👀👈

Kouny ah😂🙏

Otran zao ny lalao miandry ny ekipa tsirairay tafiakatra👈Iza ny bol tena endrasan lisan amreto?🔥😂Misy de tafiakatra ny o...
28/06/2026

Otran zao ny lalao miandry ny ekipa tsirairay tafiakatra👈

Iza ny bol tena endrasan lisan amreto?🔥😂
Misy de tafiakatra ny olona de tafiakatra fa tsy ho lasa lavitra akory😂

Abonneo oa le page DNL Football 👈👀

Mety ray amreto ve no mitondra omby mody sa hisy surprise?😂Iza ny ekipa anlisan?👀Za manokana Argentine❤️🇦🇷Abonneo oa ty ...
26/06/2026

Mety ray amreto ve no mitondra omby mody sa hisy surprise?😂

Iza ny ekipa anlisan?👀
Za manokana Argentine❤️🇦🇷

Abonneo oa ty page ty fa aza mahabe kizitina😭🔥

DNL Football 👈

Mitodika aiza lisany amin'ity baolina ity?👈🇲🇫 France 🆚 🇳🇴 Norvège.22h eto Madagascar ny baolina sao varina a😅So de mamo ...
26/06/2026

Mitodika aiza lisany amin'ity baolina ity?👈

🇲🇫 France 🆚 🇳🇴 Norvège.
22h eto Madagascar ny baolina sao varina a😅
So de mamo amty fety ity de tsy ahita bol eo😂😂

Abonneo iany rangah le page tsika lo a😭
Iezaka anome zavatra milay be foana tsika❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DNL Football posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category