Yasmi Mode

Yasmi Mode

Share

Venez faire vos achats en ligne 😉😊

12/03/2025

Savon repardine 85gr ,crème 15ml
Manala tâche mainty rehetra aminy vatana ,efa maro no nahita vokatra tsra aminy vidiny 10mil Ar

16/02/2025

Bonjour daholo 😘😍
Tonga indray ny soin visage an, ho an'ireo izay hanao skincare tena mety be hanaovana nettoyant 😉 . Malandilandina tsara ny hoditrareo , sady tsy mila mampiasa produit bé dia bé fa ito savon an'i ephena ito iany Dia efa mety , aza tara Ary fa vitsy n'y stock saody rehefa manja Kely n'y olona Zay vao mitady ndray.
Miandry anareo izahay 😘

Photos from Yasmi Mode's post 16/02/2025

Salma eeee ❤️
Efa be Dia be ianareo ny nangataka ny retour an'ito produit manazava hoditra sy manala tâche ity an😉 .
Manala ny tâche @ elakelam-pe izy ity annn , ny tâche mainty @ helika izay tena manelingelina anareo . Sady tsy tinareo ve hoe fotsifotsy kely mahafinaritra n'y maso eeee, sady mora nefa tena efficace .

Malaky ary fa vitsy iany ny ato annn bisous daholo 😘

Photos from Yasmi Mode's post 23/06/2024

Voici nos nouvelles articles pour femme nous vous insitons à venir en méssage privé 😉

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101