31/10/2025
Dance Fit Party demain 01 Novembre Γ Solimotel Anosy.
Venez soutenir notre promotion SANITAS de BIOFIT ACADEMY ( Formation d'experts en Fitness et Nutrition)
Faire du sport avec passion, sans stress. Workout Haingo Dance, Zumba Style,FitDance, CAF, Stretching
31/10/2025
Dance Fit Party demain 01 Novembre Γ Solimotel Anosy.
Venez soutenir notre promotion SANITAS de BIOFIT ACADEMY ( Formation d'experts en Fitness et Nutrition)
20/01/2025
DMS in Love
Rdv Ce Samedi 15 FΓ©vrier 2025
Tsimbazaza 1001 Etoiles
A 14h
Dress code: Rouge&Blanc
DMS IN Lβ€VE
Io ary izy io eee! ππ Iza no nahita ny valin'ilay ankamantatra!? π
Marina ve ny DESCRIPTIONS noteneninay!? πππ
Dia i Coach Haingo " Haingonirina Arivelo Randrianjohany " no INVITΓ atsika @ ity LIVE π DMS IN LOVE 2025 β€ ity.
Nosafidina manokana izy satria: voalohany indrindra dia akama milay izy ary manaraka izany dia itanay fa mety tsara ny FEELING miaraka .
Sa tsy izanyββ π
Aza adino ary ny fotoana: DMS IN Lβ€VE ao @ 1.001 Γtoiles TSIMBAZAZA manombika tolakandro.
PAF: 10.000Ariary
β€ ATAOTSIKA MILAY IO ARY ATAOTSIKA AMPITIAVANA BE β€
fans
DMS Dagomanstyle
31/10/2024
Tic tac
Jeudi-Vendredi-Samediiiiii
Iti no allo allo final fa aza adino an!!! π
Vibe en rose
Galaxy Futsal Andraharo
15h Γ 17h
06/10/2024
VIBER I AM
Vibe en rose, 02 Nov 2024, Urban Futsal 15h
Go daolo an!!! ππͺππ
20/09/2024
Photo du jour π
De aona oa le videoooo!!!? Lany sa tsy lany π€£π
Sinon ny demain eny 67ha Level Up Gym aza adino ann
17/09/2024
Talata mamikely π₯°
Mafy be moa nareo oooo!? Na ny vaovao na ny pseudo vaovao na ny ankoatrzay mou de efa aoka ftsn πͺπͺππ
# # Pour info, il n'y aura pas de sΓ©ance pour Jeudi. On remet Γ§a Vendrediii # #
10/09/2024
Hellooo!!!
Za efa niteny fa taraiky any nge oa ze mbola variana any e! π
Tongava kamboko fa tsisy tara zany. Tonga indray mande nge avy de tamana miaraka aminay e!
"Sport with fun, pleasure and technics"
"Better than yesterday but not than tomorrow"
πππͺπͺ
Tana Hotel Antananinarenina
Mardi-jeudi-Vendredi de 12h30 Γ 13h30
Level up 67Ha Nord Ouest de 9h Γ 10h